image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

Ny zavatra tena tsy reveko amin'ny asanay saofera taxi zao de le ela mitondra client mpisipa ireny de misakoroka b ao afara ao izy roa nefa ela etsy tsy concentre @ lalana ale intsony fa any foana ny maso. ny sasany anie tena misy mahavita mifangarona ao miiitsy e.Ary ny anareo???????


hi!hi!hiIzaho aloha dia miezaka ny miteny malagasy , fa rehefa ilaina koa ny miteny vahiny dia mba ezahina amin'ny fomba tsotra .


Tsy mampilay ny asa ato aminay indray ianao tototr'asa isan'andro tsy mahazo primes tsy mahazo indemnités, raha commerciale ato ko tsisy primes na misy ventes be aza d nefa ny déba mamoaka fiara vaovao foana isan-taona, izao zareo nahazo v8 dernier modčle.


Tsy hanaiky anzany mitsy za ry , tena sérieux.surtout lay commercial, mampalahelo b.Raha za ry zareo d bacléko koa ny vente rehefa tsisy vola raisina ihany, mangataka entretien am deba d samy manomana points , avy eo miantso inspection de travail rehefa tena tsy tafa. de toute façon tsy efa nanasonia contrat ve? sa zay mitsy ny misoratra any am contrat?courage.


Tinah - Zahay tsisy contrat de travail fa tafiditra d miasa, vao heritaona mahery kely ary zahay zay no nanana ostie koa, tsy d manara-dalŕna ny société, tsisy sahy hitory any @inspection ato satry ianao ary tsy nanao sonia contrat koa. Impossible ny ibaclénao ventes, deba ny eo @caisse,zay miditra etsy @varavarana defa hitany, ataoko hoe 90% ny clients mahalala hoe reto ny deba tompony orinasa ka raha vao manao ny tsy mety commerciale d volaza any, zareo no manao sonia factures, proforma, mi-définir dernier prix sns e ianao juste commerciale mandray clients d manao factures d manome entana tapitra.Tato nisy ankizy nangataka augmentation de salaire d mba nanao demande fa saika voroaka, lagy be le deba, izy hono mahalala ze tokony ataony fa tsy baikonao, mialŕ rehefa tsy mety @nao karama fa izy tsy ilaina hanaovana lettre.


Aza mijanona ao fa tsisy avenir ao sady mampitapy ny fanabotoana hoatr'izany.Mijereva matetika ao am jobportal madagascar fa feno asa milay ao.Fa gasy sa vazah ny debanareo?Afaka miantso inspection de travail foana nareo na dia juste hanitsoka ny société ary, satria zareo mampiasa anareo nefa tsisy contrat.Fa alohan'izay aloha dia mitadiava asa hafa :)


Tinah- gasy be le deba ato, roa fa ny ray ohatrany sary vongana satry tsy mahatapaka fa manaiky sy miandry fanapaha-kevitra ny iray. Efa mitady mihintsy fa le karama any an-kafa koa ohatrany 300.000Ar daholo vao miainga d lasa tsy mazoto. Mitady miadana eo ihany aloha.