image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

Mafy ihany rehefa fohy. tao anaty bus nisisika dia nisisika, b olona b dia mijoro tao anaty bus, enao fohy, maheno ny fofona ratsy rehetra avy any amin'ny olona (Elika, tongotra,...) Tro b


mdr! marina! nefa na tsy fohy aza maeno iahny rehefa tena b olona b. indrindra moa fa misy anle olona manainga tanana mitazona reni, aiaiaia! mapte iala mits nefa enao maika


Fa ireny ve oa tsy henoin'ilay olona tompony e????<blibla


Ireny fofona ireny no ranomanitrany e!


Aventurier2 > Ka ani no alavitra ny orona de tsy heno ko :-laugh :-laugh


ka matetika ny tompony efa zatra ilay fofona dia tsy tsarony intsony hahah <pdtr


ka na fohy na lava samy tsy mahare lay fofom-bava, le olona iresahana no mahare.Tsy voatery oe ny fohy foana no lasibatra zany.Ary tsy ny tapany ambany ihany no misy fofona manahirana fa manomboka any ambony koa io.Mahereza daolo mikarakara tena <douche