image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

Naka bus 126 teo @ 67ha eo am poste za, andeha hody eny Amboditsiry. Somary efa feno lay bus, fa mbola nisytoerana sisiny ihany, de nipetraka teo akaikin'ilay bandy 1 izay. Mbola jeune lery, tokony 25ans eo.Nandeha lay bus de nitaky frais lay receveur. Ilay bandy teo anilako tsy nandoha frais sady tsy notakian'ilay receveur de nohveriko efa nanome izy.Nanomboka somary nisy fofona maimbo, oahatry ny fako famndo ireny, de avieo ohatry nivadika ho fofona moly. NBy fiara mande, de mijanona isaky ny arret.Nony kelikely, nivadika ohatry ny fofo-paty no heno. Ny olona tsisy miteny nefa somary mifampierikerika daholo ihany.Tonga teo tetezana Ambatomitsangana, de niala za fa nisy niantso dia nifanao fotoana tamin'olona teo @ tecno. Ilay fofona koa tena tsy zakako de zarako aza.Ny ampitso ohatrizay. Andeha hody indray de naka bus teo am 67. Mbola ilay bus notangenako omaly ihany. Vao niditra za de nihomehy ilay receveur sy sofera fa tadidiny hona za. Ary ilay olona nipetraka teo akaikiko omaly hono de lolovokatra. Fa teo vao narikoditra sy nitsangana ny volon-dohako. Hay hono lery io, bandikelin'Amboditsiry taloha, nisy namono. Ary lery sy ny sipany mpandeha amin'io bus io fona.Gravy zany...


Zan ve?de mb asio detail oe otrn aona ny poziny,fietsiny,..de niresak v iz tao anaty bus?