image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

Ny kung fu Malagasy WISA dia nentin'i SIFU RAKOTOARIJAONA Pierre Miza‰l teto Madagasikara nanodidina ny taona 70 sy 80 ary nahazo ny fankatoavana hijoro ara-panjakana ny 10 Oktobra 1980, ary nanao ny fanazaran-tena teo Behoririka. Niroborobo fatratra ny WISA noho ny fitiavan'ny tanora Malagasy ny filozofia nampianarina tao ary tafakatra hatramin'ny 5000 teo ny mpikambana ka nahatonga ny mpitondra tamin'izany nanafika ny kung fu fa natahorana ho fanjakana kely anaty fanjakana lehibe. Notafihina ny kung fu ny alin'ny 31 Jolay 1985 hifoha ny 01 Aogositra 1985, rava teo ny fikotranana tao behoririka fa samy nisitrika sy nihafina avokoa ireo mpikatroka rehetra tsy voasambotra tamin'izany nefa tsy nanakana azy ireo hanohy ny hetsika ara-batana mangingina izany. Ankehitriny mbola mijoro foana ny kung fu na dia teo aza izany rehetra izany. Mandresy mandrakariva


Io lazain'i Garou io no tena marina.Mouvements t@ vidaka + dara ny KFn'i pierabe.Ireny ataon'i Avoko misolelaka atsy sy aroa ireny no tena imagen'ny KF wisa. Ny tena loza dia ilay nodradradraina an-taonany maro fa nampamono ny rainy avy no nisolelahany.


Novetavetain'i Avoko mihitsy ny imagen'ny KF Wisa