image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

Ny kung fu Malagasy WISA dia nentin'i SIFU RAKOTOARIJAONA Pierre Miza‰l teto Madagasikara nanodidina ny taona 70 sy 80 ary nahazo ny fankatoavana hijoro ara-panjakana ny 10 Oktobra 1980, ary nanao ny fanazaran-tena teo Behoririka. Niroborobo fatratra ny WISA noho ny fitiavan'ny tanora Malagasy ny filozofia nampianarina tao ary tafakatra hatramin'ny 5000 teo ny mpikambana ka nahatonga ny mpitondra tamin'izany nanafika ny kung fu fa natahorana ho fanjakana kely anaty fanjakana lehibe. Notafihina ny kung fu ny alin'ny 31 Jolay 1985 hifoha ny 01 Aogositra 1985, rava teo ny fikotranana tao behoririka fa samy nisitrika sy nihafina avokoa ireo mpikatroka rehetra tsy voasambotra tamin'izany nefa tsy nanakana azy ireo hanohy ny hetsika ara-batana mangingina izany. Ankehitriny mbola mijoro foana ny kung fu na dia teo aza izany rehetra izany. Mandresy mandrakariva


maty niaraka t@ Grand Maitre ny WISA, manalabaraka azy ity ataon'ny zanany


Marina ny voalaza eo ambony fa mbola eo foana ny mpikatroka , mety hoe ny zananay no manao izay ataony any fa ny kfw mijoro foana kosa e!


Aza mijery izay ataon'ny hafa fa ataovy ny anao e, raha variana mijery ny hafa ianao dia tsy hisondrotra mihitsy


Ahitsio kely ilay teny r'ise grandM fa olona tsy maty no hirina ho faty a! grand maitre anareo angamba no efa maty fa raha ilay grand maŚtre WISA mbola eo ka!


geba>>>>>>> i Pierre Be mbola tsy maty????? sa i avoko no grand maitre, na maitre ary tsy omeko an'iny.... nianatra taiza iny????manao *******te de personnalit‚ ireto le!!!! io ilay hoe tsy maty i Grand Maitre fa mbola ho avy..........tena mitapy


mba saika hanontany anareo ao @ kungfu wisany kungfu ve fanatanjaha-tena sa zavatra hafa?? iza no mba afaka mamaly


Fa nentin'ny avy aiza aloha ilay izy? Nianarany taiza? Fa rehefa jereko de mampihomehy be ity kung fu gasy ity. Inona ilay philosophie nentiny? Fa ny gasy koa mantsy tia maka tahaka be amin'ny video.Ary ilay sarin'i Avoko mody hoe eo am temple nefa toa tsy valid‚n'i Maitre Gao? Hoe tsy nisy Gasy avy any amin'ny temple de shaolin izany.


firy taona iny no maty ny dadany ka hoe maitre....sa sao dia grand maitre mihitsy koa i avokot@ andron'ny TTS sy KUNG FU 83 sa 84 iny tadidiko mbola boaikely tonga teny anosipatrana, ka zao ka hoe maitre


Fa amiko tsy cr‚dible ny kung fu gasy izany. Tsy misy fototra mazava hoe avy aiza no nianaran'ny mpitondra azy teto. Fa toy ny tongatonga hoazy izany tamin'izany taona 80 izany. Na maitre Kano, na Ueshiba aza mbola nianatra arts martiaux hafa vao nifonder ny taranjany. Fa entinkentiny kely de hoe kung fu gasy. Ny fototra diamanga ohatra izao mazava be ny azy. Fa ity kung fu gasy ity toy ny mandehandeha hoazy izany.