image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Member
Publications: 5

Tsy haiko oe eto ve no mety @ty topic ity.
Vehivavy 34taona no manoratra.
Tena kivy aho fa voadona foana @ fitiavana. Mikasa n'y tsy hanambady intsony nefa maniry mafy hanan-janaka.
Inona n'y toro-hevitra omenareo. Za tsy manana fahafahana @resaka FIV.
Misaotra@ Zay mamaly.


Tsapako be izany mahaoz anao izany , zao lehilahy maniry iteraka ihany koa fa tsy te anambady tsy aiko raha mifandray onde na ahoana fa ametrao ******* za dia miresaka tsara