image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Member
Publications: 27

Salut daholo e!

I don't know >>> za ve no mpametraka ny ankamantra dia tsy ho haiko e!! hihihihihih
milaza daholo rehefa afapo


Inona ary zany: Tsisy hita ntsony dray ny kil? >>> Anonyme hihihihhihihii


ampelakely >>> mbola t@ dev ntsika taloha be tato @ moov io hihihihihihihi

Inona ary zany?silipon 'i bebe feno fako? >>> sambos


saluta daholo ndray e
Ity misy dev iray ary: sans moi ,l'hiver et le printemps seraient plus courts, l’été aurait presque disparu et l'automne se terminerait plus tôt. Qui suis_je ?


Ity koa hafa:
Inona ary izany: antitra vao miala am-babena ?


mbola variana any Egypte daholo ngamba tsika zany a


Nah >>>> ianao kosa tsy mikaroka mihitsy a !!!
rehefa afapo daholo dia valiantsika e! sa efa afapo daholo


Ity zany ny valin'ilay eo ambony e: >> katsaka


salut daholo e

ity indray ary: inona ary zany feno izy nefa lany ?