image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Member
Publications: 1

Vehivavy 34ans no manoratra. Iray volana sy tapany izao aho no niaraka tamin'ny olona iray. Tsy bola nihaona mihitsy izahay taloha fa tao amin'ny facebook tao no nifakahitanay. rehefa nihaona dia nilamina tsara ary nilaza mihitsy iz fa tia ahy, nade ny fotoana 1 semaine 2 semaine nilamina tsara foana. indroa zao izahay no vao nihaona dia tao arianzay tsy nis fihaonana intsony. isaky ny magataka mba hiaona aminy aho dia milaza fa occupé foana izy (miasa sns...). Tatoato dia nanomboka tonga saina aho satria na ny message-ko ary dia indray2 tsy misy valiny ( efa ho 2jours). Rehefa misy occasion mba hiresahana anefa dia miezaka manotany azy ny antony mahatonga lay distance be (maninona no tsy mihaona mihitsy, zara raha miresaka...), milaza izy fa tsy misy ny olana ary tsy tokony hanay aho. rehefa miresaka koa anefa izy dia misy teny mamy ihany ...Sahiran-tsaina ihany aho amlay zava-misy satria tsy fantatra intsony izay ao an-tsainy. inona no tokony atao azafady.


Efa nanao firaisana ara -nofo ve ? raha izay manko de mety ho hafa indray ny tantara


Tompon'ny sujet< Lehilahy aho no miresaka aminao, fa dia aza dia manantena be loatra momba ny fiarahana otr'izany fa very ianao sinon.


hoy aho hoe an an an, 34 taona ve enao dia mbola mino ny fampanantenana sur internet. ataovy occasion hisian'ny 1er contact ny internet, avy eo misy fotoana hifankahalalana tsara, mampiaraka, mandeha resto, manao week end miaraka.

Za mino fa vao nihaona ianareo 2 na farafahatarany t@ 2eme rendez vous dia tany am-pandriana ary tsy nety tsara taminy ianao saingy ny volan'ny chambre moa efa naloa ka dia nataony fotsiny izay hahavitana azy. avy eo izy mody fanina.

Lazao ary fa tsy nisy marina ireo teneniko ireo


Tsy tia an'ise izy na efa manambady ka isaky ny olana @ vadiny na manam-bola vao mitady anao angamba! Tsara anontanianao hoe manambady ve izy sa tsia? Dia hohitanao @ ny ataonao rehefa avy eo. Ano ny fanapahan-kevitra