image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

tsy ry ctic tac dou akory fa mba lay mpitaiza olona tsotra reny sao misy mahafantatra?


Ny Ray amandReny mitaiza ny zanany,Sa mpitaiza zaza kamboty no tadiavinao?Sa mitaiza be antitra?


Aza manaiky taizataizan'ny olona izany e!efa samy lehibe @ fiainany,vitan'ny lohany ve dia tsy ho vitan'ny lohanao ka ahoana no samy lehibe no hifampitaizataiza ,IZAHAY TSY MAHAFANTATRA SATRIA TSY MILA N'IZA ˛HITAIZA ANAY ,t@ zaza kely aza efa tsy fidiny nanadala RDR; izao mba mapiseho @ ndry zareo hoe merci t@ fitaizanareo taloha ,fa mahantanty saoka ihany izahay @ fiainana fa tsy natelin'ny onjam-piainana na mbola hitady mpitaiza indray,mba manao lehibe koa @ fiainana io BAIBOLY IO NO MPITAIZA TSARA INDRINDRA SADY TSY HANDOAVAM-BOLA NO MARINA DAHOLO NY VOALAZA AO SATRIA ILAY NAHARY ve sa hitady lavitra hisafidy zay nohariana ???


Miarahaba. efa nandeha teto ty resaka ty fa efa efa ela d tsy tadidy. sao misy mahay ny anaran'ilay zavamaniry any amin'ny la côte hoe mandroaka mpams. Na hevitra hafa. Misaotra


Bsr,Misy zavamaniry zay atsoina oe bokalahy ,io tsy tin pamosavy mintsy


Papajo<<<<angaha misy mpams ao @ tanana ? MBA tantarao fa bé no Tsy Mino é.


Miarahaba antsika rehetra ô!mba misy afaka manao témoignage marna v? Toa misy milaza oe voraka b ny loha, ny vatana toa misy manindry tsy afaka mihetsika, ny vava tsy afa miloa bava , hiantso vonjeo ,toa oe revo izy no maita anao , d zay no signe afantarana fa misy pams manodidina anao eo ! mba tantarao zay efa nahita , misaotra!


Vôtrisy, io tena halan'ny mpamosavy faran'izay zokiny mihitsy <yeahh


Papajo >>> Raha Kristiana ianao dia raiso/angataho ny Fanahy Masina (Afo Izy io) fa omen'ny Mpahary maimaim-poana io hoy ilay ZanaNY (TeniNY), misy fepetra nefa no hahafŕhaNY mitoetra ao aminao sy/na miala aminao ka vakio ihany ny "mode d'emploi" 'ny olombelona (baiboly) hahafantŕranao ny fomba entiNY manoro lŕlana anao.Vao hitan'ny fahavalo(tsy mpamosavy ihany fa na ireo biby ratsy fanirak'izy ireo hitsikilo ny ao an-tranonao aza, ny miaramilan'i Satana samihafa...) io afo io, dia handositra sy hanalavitra anao izy.


Andriamanitra no mpitaiza tsara indrindra fa atolory ny Tompo ny fiainanao! vakio ny Baiboly fa io no torolalana tsara indrindra ho amin'ny fiainanao