image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

Miarahaba antsikaEfa nisy tamtsika ve efa nanantona an'mme Noellah ao 67Ha na voyante hafa ka nahazo vokatsoa? Ra mety d aoka izay efa nande tany iany no hizara ny expérience ny eto. misaotra


?Aoka tsy hisy eo aminao izay ... mpanao fankatovana, na mpanandro, na mpanao sikidy, na mpanana ody, na manao ho masimbava, na mpanadina amin?ny manao azy ho tsindrian-javatra, na mpanao hatsarana, na mpanontany amin?ny maty. Fa fahavetavetana eo imason?i Jehovah izay rehetra manao izany zavatra izany.??Deoteronomia 18:10-12.


kory abyLe fanontaniana napetrakan'i le tompon'i sujet ngamba ,mety oe eny na tsia no valiana fa tsy tokony toko sy andininy an.sa ve mety diso za mimikitty?


Fanambakana vahoaka fotsiny io e