rah ny tetibolanao dia juste ôtran'ny ahy ihany, zany hoe rah fiara 2000 dia ts de mahazo anle mbola matsiro b; rah lay talohaloha kosa ka tsara entretien; mbola tbe (mis io fa occasion rare, rah ts de maika lôtra) de tena ao tsara lay tetibola; fa ny voiture français aloh no moramora kokoa @io noho ny allemande. Ny ahy zao lay 2ème options io no itondrako azy fa enaw iany io!
Izy ndray aloh d zay eh;a ary ketrika efa ela izy io; be no nandalo teo; ny hoe ngizina aloh (hihi) d an'lay mpivarotra tena mivarotra iny; t@ 2013 no rah mampiasa 7 hono d miverina tombony 3 eo (tsy de b) par mois, mtiombina v; natao ny kajikaji ôtran mahita mihoatra aza....

Permis de coupe no alaina eny @ Ministerean'ny rano sy ala; fa ny pitsopitsony mbola hakana hevitra
Samy manana ny chance ny e! za ku ary mbô te ho ao fa rah araky ny fahalalako azy aloh de hoe mampidibola ny MFB dia izay hono no izarana prime de rendement ho an'ny mpiasa ao isaky ny 3 volana? ary araky lay hoe "zero budgeting" dia tsy maintsy zaraina zany zay ambimbola ao rehefa faran'ny taona dia manao fety b daholo ry zareo ka na Servante ao aza mahavita manindry Chef de Service ety @ Minisitera tsotra. Ny mofo sosisy isanandro efa manginy fotsiny Hihi!

Salama! eo ambanin looks Andravoahangy koa mis micharge sy manamboatra, akaikin'ny raloum radiateur.
Salama; efa tao @ Imatep za fa toa tsy mahasolo ny attestation satria hono tsy mitovy @ diplôme.
Salama; (Mbola tsy nanao poissonnerie ny mpamaly eto an) mbô efa nieritreritra io poissonnerie io koa ny tenanay fa ny vola iaingaina no mety tsy ho ampy. Araka ny eritreritro; ireto avy no zavatra mety ho kajikajiana rah hanangana ilay izy; prix matériel indrindra ny congélateur; manofa trano v sa tompony; ny patente aloha isantaona eny @ fandoavanketra (manamboatra nif/stat); ny quantité ny karazatrondro ho vidiana (any @ faritra andrefana no afaka maka sady mora nefa koa misy ny manafatra fa tsy mandeha ifotony rah kelikely no atao; alefa taxi brousse avy majunga dia alaina tana.Ireo no aloha angamba no azo ifampizarana fa lay tetibola tsy dia mbola nikajy loatra. Dia mrary soa
Salam aby, rah mivoaka menaka v eo @ lay tuyau kely eo @ turbine iny de possible ho lay turbo no voa? ka rah simba d aiza no mety mis mahay manamboatra tsara? ny fiara rehefa mampiditra première sy deuxième de somary miraikidraikitra (fiakarana moa d miraikitra mits ny première) troisième tonga d mahazo reprise tsara fa lay menaka aloh de mitete foana raha vao mandeh na velona ny fiara. merci hoanizay efa mbô mety efa tratranio blem