Salam aby, rah mivoaka menaka v eo @ lay tuyau kely eo @ turbine iny de possible ho lay turbo no voa? ka rah simba d aiza no mety mis mahay manamboatra tsara? ny fiara rehefa mampiditra première sy deuxième de somary miraikidraikitra (fiakarana moa d miraikitra mits ny première) troisième tonga d mahazo reprise tsara fa lay menaka aloh de mitete foana raha vao mandeh na velona ny fiara. merci hoanizay efa mbô mety efa tratranio blem
Salama aby tompoko; araka io voalaza etsy ambony io dia ny fivarotana charbon no ketrika tiana hifampizarana eto. ireto avy no mbô efa fantampantatry ny tena araky ny renseignement nalaina. Camion 1 mahazaka gonitsaribao 200; mila manofa permis rehefa maka azy eny ifotony; mila gony foana koa atakalo gony feno ihany koa rehefa maka azy; eo @ prix eny ifotony no tsy fantatra izao sns...Mbô mety mis mahafantapantra bebe kokoa v ny mombamomba io sera io? Ny tombony sy ny mety ho risika. misaotra mialoha