Arak'io sujet io ry zalahy. Sao de misy mahita magasin mivarotra anio et Tana
Maro amin'izao no mpanadio turbo sy injecteur, EGR... fa aiza no tena mahay raha TDI ?
aiza no misy manamboatra plaque d'immatriculation tsara sady tsy lafo ? misaotra e !
rehefa tys mampifila dia tsy valise akory no anaovandry zalahy diag, logiciel no anaovany ka raha zay tsy mba manana za leMisaotra e!!!
Aiza ry zalahy no misy tena mahay manolo parabrise mahay?mba tsy hita ilay silicon mivoaka iny refa vita... bora ilay fiara
Tsy mahay fa mangataka fanampiana,misaotra tompoko.
Miarahaba , mba mitady mpanao tarage injecteur mahay azafady , Misaotra mialoha
Salama tompoko,Mba saika hanontany azafady hoe :- Aiza no misy olona mahay tsara confection plastique intérieure- Aiza no mety misy brocanteur mivarotra ireny plastique d?origine irenyTsy izany mantsy fa ilay cache fils fusible sy prise diagnostic tsisy manakona dia miseho eo daholo ny fils rehetra mikorontana ambonin?ny pédales, dia mahakamo sady sao hahitan-doza ny farany.Polo 4 phase 1 ilay fiara.Dia misaotra mialoha ho anareo izay mamaly. Mirary soa.
miarahaba,aiza no misy mahay miketrika carrosserie atao kit ana peugeot 306 eto Antananarivo.sao dia mba mahafantatra ianareo. merci.
Salama daôl, sôd misy mahafatra azfd oe aiza no misy mecanicien na garage mahay manao tarage injecteur et antananarivo. Merci daol.