Salama tompoko,Mba saika hanontany azafady hoe :- Aiza no misy olona mahay tsara confection plastique intérieure- Aiza no mety misy brocanteur mivarotra ireny plastique d?origine irenyTsy izany mantsy fa ilay cache fils fusible sy prise diagnostic tsisy manakona dia miseho eo daholo ny fils rehetra mikorontana ambonin?ny pédales, dia mahakamo sady sao hahitan-doza ny farany.Polo 4 phase 1 ilay fiara.Dia misaotra mialoha ho anareo izay mamaly. Mirary soa.