Miarahaba,Mba saika anontany hoe firy au 100 eo kay ny consommation Golf 4 1.6 Essence hoan'izay mampiasa na Golf 4 fotsiny.Vao nahazo an'io fiara io manko mbola bonne occaz miteny vazah 160.000 km mahery kely eo ny kilometrage.Nanao Bira de nanao calcul fa efa 9.5 L au 100 amin'ny ville efa ho 11 any.Fa izy alo matanjaka be.Nomale ve izany consommation izany?
Salama isika rehetra,Mba ady hevitra misokatra ity ny hevitrareo amin'ny comparaison avantage sy inconvénient avy ny moteur essence sy diesel rehetra. Mba hahafahana manao choix tsara no tena tanjona.Marihiko fa mba hezahina ho objective kokoa fa tsy atao hoe nena essence dia izao na nena diesel dia izao.Ireto no fantako fa tsy aiko hoe izy rehetra ve ireto.Mazava be tsy azo discutena, mora ny litren'ny gasoil nefa raha fiara roa mitovy marque kely foana ny consommation litre au 100 km ny diesel nohon'ny essence.Raha io no jerena dia tokony hoe tsy hisy fiara essence intsony fa diesel daholo izany nefa tsy izay ny zavatra misy.Ka ny fantako dia hoe ny diesel indrindra fa ireto tato afara misy turbo ireny dia sophistiqué loatra ka tsy tena fiable fa matetika misy panne, nefa lafo be ny vidin'ny pičcen'ny. Eo koa ny milaza hoe ny qualité ny gasoil amidy eto ilay faran'ny efa ratsy indrindra ka vao maika mampitombo ny fahasimbana matetika ka lasa tsy misy dikany ilay tombony azo amin'ilay vidina gasoil.Ireo diesel tsotra efa tranainy indray anefa kely aina, kely acceleration, tsy misy ambiance mihintsy.Ny essence mora kokoa ny maintenancen'ny ary par nature fiable kokoa fa ny consommation tena ambony be.Inona no fanampin'ireo nanaovanareo choix hoe aleoko essence na aleoko diesel?Misaotra
Salama jiaby,Mba te hanontany izay mahalala hoe aiza no misy mi-réparer ny commande ŕ distance amin'ny fanalahidina fiara izay tsy mandeha intsony. Misaotra mialoha
mba hanontany kely :inona ilay fil mivoaka avy eo ambany @ admission polo 1,na jetta 1,fa tsy fantatra hoe mankaiza,misaotra
Salama daholo ry reto a! Hitanareo ve ireny le groupe fiara marque ireny ? Toy ny Peugeot, 2 CV sns...StarexMisy vola haloha ve ny miditra membre amin'izy ireny sa mba fiarahana fotsiny sy fifampizarana traik'efa ? Misaotra. Misokatra ny ady hevitra
Salama, manaohoana ireny clio2 ph2 reny,inona mety lafiratsiny sy lafitsarany @ ankampobehiny? mitady ho tafaroboka @ reny dia mba mila torohevitra.Mankasitraka sahady
Aiza mba misy mivarotra ireny climatiseur auto ireny ? Peugeot 406 na 405. Toa tsy mba ahitana mihintsy eny amin'ny mpivarotra pičce-na auto ?
Miarahaba e !Aiza ry zareo no mba misy manamboatra na micharge gaz climtiseur mahay ?
Mba manontany ry zareo. Aiza kay no misy mahavita an'ireny la clé sprinter phase 3 ireny. Misy bandy akama very la clef any aminy sisiny. Efa nampiakariny aty ilay boitier fa tsy hita hoe iza no afaka manao.Misaotra mialoha hoa an'izay mamaly
Salut daholo,. Aiza hoaiza mo rizalahy no misy ilay circuit an' Ambohidratrimo? Aiza ho aiza @ iny lalan'Ambohitrimanjaka iny?