Mba te hahalala fotsiny...
Manoloana n sodomie to mahaz vahan tato ho ato @ fomba entin miray dia mampametra-panontanian ihan ndrindra rah kristiana lay olon ! ts tafiditr ao anatin ny fijangajangan v n fanaovan zany?Inn n mb eritreritry n kristianin met mampihatra zan?
lehilahy za, 32ans 5ans de mariazy, zaza 2Za tia ny vadiko, mafinaritra be anah fona ny manao am vadiko, tsy mbola nampirafy nanao Rs ankotran vadiko za hatr@zay fa ny fitsiriritana ze vhv tiko tiko dia nisy foana tena.Nihevitra za hoe hoafaa io rehefa tena omen'ny vadiko en totalité za, ary de nomeny saingy tena vao mainka za mitsiriritra te hanao RS @ vhv tikotiko hafa.Inona no solution mety???
Bandy no miteny.Ary mba ahoana indray ty resaka sex @ skype ty?(masturbation) Efa nisy nanandrana ve!?Inona no tsirony!?
mba misy sipa masahy manao sexe-cam ve ny gasy ee!?? tsy voatery mampiseho tarehy) tairo privé ny pseudo ra misy ato ee!! revy hafa ndray <up<up<up
Inona daholo ireo site de rencontre gasy e..mitady fa tsy mahita hanaovana plan.Merci
Zaraiko fa nahavariana ahy.Ary raha vehivavy ianao mamaky, ahoana ny hevitrao?Raha lehilahy, mba mailo.Manambady aho, efa nahazo taona ihany fa mbola tsy antitra be, mitantana orinasa, ary tsy lastaky ny 20 ireo tovovavy mpianatra manao stage ato amiko no efa nanao firaisana tamiko.tsy ny ditrako no hiresahina eto, fa ny antony nampiaraka anay.marihiko fa sady tsy mitady vola ireo "ankizy", no tsy mitady "asa" koa, satria stage mandalo, ary efa voaray izy vao miaraka izahay.Nanontaniako ny sasany alohan'ny hahavitan'ny stageny, inona no antony "hitiavanao" ahy,na hitiavanao miray?Izao avy ny valiny:- Te hanandrana- Matotra sy mahay ny efa nahazo taona.nahaliana ahy ity satria izaho dia tsoriko fa tsy dia kely ny ahy, ary rehefa manao dia somary "choc choc" ihany, ary matetika sy maharitra...izay ve izany no tena tianareo?? tanterahiko daholo ireo "tabou" na heverina ho "maharikoriko", nefa tiany sy tamana izy...- ary ny valiteny azoko matetika dia "pour le fun", tsy hatahorana hanakorontana ny fiainany aho, izy koa tsy hanakorontana ahy. izaho no miantoka ny chambre, sy ny tsakitsaky sy zavapisotro @ acte. de maharitra ao tapak'andro na indray andro mihintsy, avy eo samy mody...Efa izay mihintsy ve ny "ankizy vavy" ankehitriny? tia firaisana? tia hadalana? "sans prise de tete" sy "sécurisé"...???????Ny ahy koa moa revy, revy mandalo, tsy hanenenana, juste participation hoy ilay hira
ahoana no afantarana av ety ivelany hoe virjiny na tsia ny sipa iray?