Zaraiko fa nahavariana ahy.Ary raha vehivavy ianao mamaky, ahoana ny hevitrao?Raha lehilahy, mba mailo.Manambady aho, efa nahazo taona ihany fa mbola tsy antitra be, mitantana orinasa, ary tsy lastaky ny 20 ireo tovovavy mpianatra manao stage ato amiko no efa nanao firaisana tamiko.tsy ny ditrako no hiresahina eto, fa ny antony nampiaraka anay.marihiko fa sady tsy mitady vola ireo "ankizy", no tsy mitady "asa" koa, satria stage mandalo, ary efa voaray izy vao miaraka izahay.Nanontaniako ny sasany alohan'ny hahavitan'ny stageny, inona no antony "hitiavanao" ahy,na hitiavanao miray?Izao avy ny valiny:- Te hanandrana- Matotra sy mahay ny efa nahazo taona.nahaliana ahy ity satria izaho dia tsoriko fa tsy dia kely ny ahy, ary rehefa manao dia somary "choc choc" ihany, ary matetika sy maharitra...izay ve izany no tena tianareo?? tanterahiko daholo ireo "tabou" na heverina ho "maharikoriko", nefa tiany sy tamana izy...- ary ny valiteny azoko matetika dia "pour le fun", tsy hatahorana hanakorontana ny fiainany aho, izy koa tsy hanakorontana ahy. izaho no miantoka ny chambre, sy ny tsakitsaky sy zavapisotro @ acte. de maharitra ao tapak'andro na indray andro mihintsy, avy eo samy mody...Efa izay mihintsy ve ny "ankizy vavy" ankehitriny? tia firaisana? tia hadalana? "sans prise de tete" sy "sécurisé"...???????Ny ahy koa moa revy, revy mandalo, tsy hanenenana, juste participation hoy ilay hira