lehilahy za, 32ans 5ans de mariazy, zaza 2Za tia ny vadiko, mafinaritra be anah fona ny manao am vadiko, tsy mbola nampirafy nanao Rs ankotran vadiko za hatr@zay fa ny fitsiriritana ze vhv tiko tiko dia nisy foana tena.Nihevitra za hoe hoafaa io rehefa tena omen'ny vadiko en totalité za, ary de nomeny saingy tena vao mainka za mitsiriritra te hanao RS @ vhv tikotiko hafa.Inona no solution mety???