image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
default profile picture

non identifié

Member
Last seen il y a 3 ans
Joined:
Posts:
11916
Topics:
3636

tena taraiky elah zany, sipa @zao tena tianio, za izao 28ans, efa navita niaraka @ sipa 2 na bandy 2, nanomboka za Terminal dia efa nahavita lesy zay a, hatr@zao mbola ao foana , sady tsy *******ina ireo fa sipa akama daholo na avy kaotina <adult, raha za elah dia mividy raha té anatanteraka lay nofy, courage elah <yes<tir

Mampalahelo zany zava-misy zany ry reto a! Tena efa feno aretina mandendeha be mitsy zany eto @ty Madagasikara ity zany. Kajio kely hoe misy Fournisseur firy sy Mpiandraikitra ara-barotra firy ? Misy transitaire sy douanier firy ? eto Mada eto,Fa ny vehivavy aloha dia tena misy ALLUMEUSE mihitsy eh! Ary ny lehilahy tonga dia mijoboka ary avy eo midaraboka fa tandremo ihany.

Sady mampiakatra sujet ihany e, ny ahy ny tena mahavariana ahy, misy olona mpiasa fa tsy tompon'ny orinasa nefa manaiky mamelatra ohatran'izany, asa na misy bonus goavana be ve azony @ izany. Ny jeu de séduction aloha tsy maintsy misy satria resaka asa commercial io, fa ilay izy raha revin'ny samy deba ekena ihany, fa misy tena mahavita an'izany pour le boulot....

ladoany///tena ra ohatranao doly ny mpiasa eny ry namana mety mba hitovy ihany ny farimpiainan ny gasy, fa tsisy manakarena be satria mampiasa vola sy *******.fa tsy adala kou nge ny Ntaolo taloha niteny hoe: ela notoratorahana de tsy maintsy mahavoa mason angatra e. misy farany doly ny zavadrehetra,le transitaire zao zatra an zay de bevohoka ny farany de le sipa kou zatra an'izay, kay tojo ny bandy tsy adalambody, hi hi hi ataovy iainy ry sipa mihevitra hoe vo mahita anareo ny bandy de tara, ny vadinay ampy anay e

ladoanymarina ny an'i tsara be tongava @ ambony indrindra dia aza ovaina ny fisainana na dia tafakatry ny avo aza

Nena mpanao volon rafotsy iany, mitantara fiainana tam rafotsy oe maty foan n an vadin ref manao d kivy tanterak izy nef mb mitsabo tena ihany,. nanao sipa ono izy fa le bandy koa mandalo d miserana , zara raha 1 fois par trimestre vao mihaona . nitsikoloviko amizay ny compte fb any, d itako, napiresahako tam compte fake d tafa, mangalapinana foan zay zao; izy ts d manja fa be entana be

Ny anay ndray. Namoaka conteneurs 2 avy tany chine ny tenako t@ port iray eto Madagascar fa nisy madame izay tonga nanatona ahy ni proposer fa afaka mamoaka conteneurs reo izy mora noho tarif normal. Ny tenako moa sambany Namoaka conteneurs, ka andraso hoa mbola hieritreritra. Nifanao rendez vous t@ bar ray izahay mba hiresahana prix hamoahany zavatra reo fa teo zahay nisotrosotro ary lasa jusqu'ŕ t@ chambre ary tena nanao be. Tsara entana aloha izy ary nomeny izay notedaviko aho. Izy moa Namoaka ilay zavatra t@ port. Fa tena haingana no Namoahany ireo conteneurs ireo ary tsy lafo. Hatramin izao mbola miara miasa ihany. Ny sefo ao @ port koa omeny madame ity fahafahampo ka izay ny mahamora ny tarif hamoahany conteneurs. Izany hoe tsy mandoa zavatra maro @ dédouanement ity madame ity satria kilalaony sefo be ao koa izy ka maximum ny bénéfice azony.

Cas possible- iza mahalala, ts alefa alavitra ny eritreritra.. mety mahazo pour boire nge le responsable logistique na 10% e, gagnant gagnant foana io

cas possible doly zany,ny retraretra de possible doly, fa ra ny vadin'ilay tompon ny sujet io ary zao mety efa nopetahan zalah kou, tao anatinio fikarakarana ny mariagenareo io fa tsy kobonao,fa ny an'ilay razoky zay au contraire anio, izy ndray fournisseur, fa le responsable logistics mme, fa sady petahan lery no mahazo marché lery,

Miala tsiny aho fa tsy ao dago irery ihany no misy toe javtra toy izany ,fa na aty ivelany ary .Ny vhv foana no haroso hatrany mba hahazoana ny sera ary dia mampalahelo le izy satria ,misy olona tsy vonona ny anao izany fa dia tafidtra foana e .