Rehefa atsipiny dia mankanesa aty amiko fa tsy mampaninona ahy na efa vaky aza ndry.Tsoriko fa izaho koa efa manambady a.Na indray mandeha ihany aza tsy mampaninona, sady tsy hampisy olana @ cousine ndry zany.
Ampiako kely fotsiny ny tenin'i Marina ve ,fa na ny kisoa sy ny alika ary mbola mahay misaina hoe ,tsy ho ahy ity fa ho an'ny hafa ,mailaka ery mamelatra ny fe sy ny diampamaky ,nefa lhl efa manana ny fiainany no nanaovana ambongadiny ny fahadiovana .Miomana dia eny izao fa na ho aiza ianao na ho an'iza ,dia ho vidianao lafo izany ,mandritra ny fiananao .
raha za aloha tsy sahy e! dia mba eritrereto nefa ny fomba nazahoanao azy dia oatr'izay foana zany io lehilahy iomanaova ratsy fa ny alahelon'olona tys zakadiso ianao
kotomaditra>>> IO izany ilay hoe latsaka tanaty lavaka e.
Fa angaha leitsy dia efa tena be koa ny toaka lanin'ialahy ny alina no dia tsy hita izany ,,,? fa ny lavaka ihany ,,,,
Izany no atao hoe sipa TunningSipa akama izay no otran'izany. Mpanao pub @ télé, affichage sady mpanao clip @ mpihira izay izy fa sendra tany an-tranony aho indray maraina nahita azy vao nifoha fa tena tsy nety hitako intsony izay beauté-ny na nanao maquillage na nanao inona.
Zaran'ialahy aza fa Tsy cov bč no hitan'ialahy non'ny maraina,hihihi.
Aiza avy no misy top reseau azafady?Firy andro ao aorianan' ny relation sexuelle a risque no manao an ilay depistage sida?fiable ve zany oe mivaly eo no eo zany?Msaotra betsaka .
mandehana manome rŕ maimaimpoana ao @ HJRA de mivaly ho azy ny depistage, vita hatr@n'ny bilan
ao am BMH ETSY MANDO vola ny depistage sida