Dora >> salama , efa mba nisy zavatra nanairana azy koa ve nefa ???satria mety sakana psychologique ihany koa no mety antony tsy mampandaitra azy .
Nanandrana izaho fa ohatran'ny tsy mety an ! Thé vert Sahambavy + sakamalaho rapé mitovy habe @ fanondro + tantely 3 sotro eo ho eo. Nosotroina t@ dimy hariva teo tamin'ny herinandro. Rehefa t@ fito hariva tany ho any ohatran'ny poritra te hi-pipi zany. Misy sensation kely ohatran'ny te hi-éja*******e izany nefa i Léry amin'io maty. Niandry effet fa tena tsisy an ! ilay poritra te-hipipi no mbola misy kely hatramin'izao. Lasa indray aza !
tena marina aloha r zalah tsy afa tsy natoraly ihany a! tena efficace io sakamalao +the+ tantely io.
Raha 3 andro izany vao mandaitra dia efa mila mitaiza tena mafimafy na eo @'ny sakafo na eo @'ny fomba fiaina sns .... Raha tena vatana salama aradalana afaka manao RS isanandro tsisy blem , mazava fa tsy ny rehetra no manana vatana mahavita an'io , indrindra hoantsika Malagasy .
Tena marina io voalazan' i trano baoritra eo ambony io . ho an'ireo vehivavy , asaivo mihetsiketsika manao footing ny vadinareo tena ilaina io .ary raha ny henoko ko toa hody goutte le dité sy Sakamalao <gratte fa tsy mbola nohamariniko
misaotra am torohevitra e! tena aleo andramana fa LEO DOMA MILA FETSIFETSY!!! hihihi
asiana cross isaky ny maraina dia arahina an'io dité io fa tena afa-po tsara madama ry zalahy a, izaho koa efa nanao an'io fa 3 andro aoriana isotroana izy manomboka mandaitra
ty le détail izay nataoko :- Dité Sambava le taf reny no nataoko - Sakamalao (1) dia ampy - Tantely (2 sotro ) na plus tsy maninona tahakin'ny mahandro dité rehetra reny ihany , hampangotrahana ny rano dia arotsaka ny vovon'ilay dité . rehefa hita mena tsara iny dia esorina eo am patana .izy mafana iny dia sasana tsara ny sakamalao , esorina ny hodiny . dia somary tsindrina @ reny antsy lehibe reny izy @ zay potika dia rasarasaina madinika dian iny sakamalao potipotika iny atao anatin'ilay dité . sakamalo 1 dia ampy ny Etape farany dia handrotsahana tantely 2 na 3 sotro le dité efa misy potika sakamalao dia harona tsara avela eo 5 minitra eo zay hifangaro tsara dia iny no sotrona . afaka tsy atelina le sakamalao na raha tianao dia tsakotsakona le faikany .dia ho hitanao fa amiko izy mandaitra
Tsara aloha fa betsaka no nitady fanavana . - Ny cola koa malaza @'io , fa tsy azo atao fahazarana , tsy velona intsony i Balita raha tsisy an'iny rehefa ela ny ela an ! .....nisy akama tratran'io , niasa tao Tsaralalana taona maro izahay , dia eo moa feno an'reny , fa mividy fona isa maraina , taty aorina vita natavy lerie , tsy velona intsony raha vao tsisy cola . - Ny fikarakarana ny vatana , ny sport , ny fihinana sakafo mety @'ny fahasalamana , tsy matavy ( hena be lotra tsy mety na dia tsy matavy aza an ) , legume , anikotrana .Ny THe misy sakamalaho miampy tantely . Amiko dia ireo no vahaolana tsy manimba ny fahasalamana nefa afaka manao izay tokony atao . Tokony hiaraka daholo ireo fa tsy afaka mandeha irery , raha te hananana fahasalamana maharitra .
Raha ny fahalalako azy aloha dia ny sakamalao no tena manao ny asa rehetra satria aphrodisiaque io ,fa ny dite ohatran'kafe (excitant dia manampy fotsiny ary ny tantely dynamisant dia mety handeha ) ka io dia miankina amin'ny tsirairay ihany satria misy handairany ,misy tsy amin'izany .