DITE >>>> sakamalao atao dité le izy de mammiana am tantely. Efa henoko koa io fa zany hoe ny reko ndray tsy effet eo no eo fa mila maharitra herinandro eo, zany hoe herinandro misotro azy foana.
Inn ilay dité fa misy karazany bdb ireny eto @n-tsika - ravimboafotsy sa dité vazaha ( io koa mbola misy karazany bdb : sahambavy sa ilay tena importé ireny ? ) Mba asio fanazavana azfd - Misaotra mialoha ę
za r reto tena mila toro-hevitra fa le vadiko tena , iz te hanao b nef le anaz amnio tsy tena mihenjana tsara akor a, sad vetvet d tonga
Nikely////Tsy any amin'ny hoe diso na tsy ny olana, fa hoe afa-po ve ianao sa tsy. Raha tsy afa-po ianao, tsy de hoe olana be akory, fa fianarana ny zavatra rehetra. Raha afa-po kosa ianao, izay no tena zava-dehibe.Fa na de zany aza dia hita hoe mbola toe-tsaina tena mirefarefa ilay mitsaratsara olona. Fa isika no iza no afaka hitsara ny hafa?
Lazain ny sasan fa macho za rahefa mikaza fa dombo ny ankamaroan n sipa gasy, virj pasahan ny sasany moramora fotsiny, ny tia lehl katsikana moa ts lazain intson, nikely , avia aty fa ampinonok njy , sperm marihatra be , garantie
Nikely> Tsy diso ty fa nandra... hu hu huDe aza atao hoe Nikely tsoun ny pseudo fa NI*******Zay?
ianareo nanao tsy dia olana , na le resaka cousine aza fa ny hitako mapalaelo dia olona efa manambady no nanarianao ny maha virjiny anao... mampalahelo ianao...
DAIN ? AMIN'IZAO VANIM-POTOANA EFA HO TAONJATO FAHAFIRY IZAO VE ?EFA 21 ANS VE , D MBOLA MIREFAREFA FISAINANA TOY IZAO ,,,,? Tsy vitan'ny diso ndry amiko fa tena manao lohana .....Ndryyy!!! mba naharitra hatreo amn'io taona io ihany dia tsy mba nanisy hasiny ny tenany akory , ndŕna amin'izay tonga d manketsy tsaralalana ampiasao hitadiavam-bola io vatana io rehefa tsy ho asiana hasiny ohatr'izao ihany ,dain !!!
Nikely>Za tsy hanameloka andry, satria io fitiavan-didivo io mapanaonao foana mitsy tsindraindray..-ao ny lehilahy miray amin'ny mpanampiny, -ao ny sasany miray amin'ny cousin s cousine...-ao ry nympho tsy mvakla na lahy na vavy na mainty na fotsy na voan sida na voan pesta...-ao ry zalah lehilahy sam lehilahy-ao ny mitady ze lavaka azo hidirana fotsny-ao ry lesbien...Raha mahatsapa diso fotsiny ianao, dia aza hatao intsony @manaraka...inoako manko fa mety fitiavana ny te hanandrana ny hiray amin'ny lehilahy voalohany no nahatonga anao nanaiky ilay lehilahy na efa nanambady ary izy io...
Tena we marina avokoa ny teninareo,ary tena nanenina b za. Amzao, sady menatra ny tenako za no menatra an couzine no menatra anle lhl.