image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
default profile picture

Ra-Vay

Member
Last seen il y a 1 mois
Joined:
Posts:
25
Topics:
4

Hitantara kely ity tranga ity aho; Nisy fotoana aho niditra site de rencontre dia nifanena t@ vehivavy iray; samy manambady izahay fa dia niresaka tsara fotsiny tao, taty aoriana niova ny fifandraisana fa efa nifanome laharana finday dia nifampiantso ary nony farany nanapakevitra hiara misakafo atoandro; taorianan'io sakafo atoandro io dia nivaky tamiko izy fa tena tia ahy kanefa noho ny situation-nay dia hasiana limites ihany ny fiarahana; Nandeha ny fotoana dia raikitra fa haka chambre izahay 2 hisitrahanay fitiavana be ara-nofo mba tsy ho very maina fotsiny ilay fifampitoriana fitiavana t@ phone na t@ fihaonanay. Nony tonga tao, efa samy tao anaty baignoire, nanomboka hi-nono ny fivaviany aho no nolaviny ary tsy navelany mihitsy saingy navelany nisafosafo t@ tanako. Izy kosa anefa avy dia naka y filahiako ary ninono izany. Tsy mbola te hiady hevitra moa satria adiny 2 ny fetran'ny hofan'efitrano; niezaka nanontany azy aho taty aoriana fa tsy nety nilaza ny antony izy fa zavatra noteneniny fotsiny hoe na @ vadiny aza izy tsy tia atao an'izany.

Ho anareo vehivavy mety mitoyvy aminy, inona no mety antony tsy itiavanareo izany ?

Efa elaela tsy teto dia sendra nandalo mahita ireo post be dia be eto dia mahatsiaro ny niainana voalohany an'izany aventure sexuelle izany, ankoatra izay efa natao t@ vady.

Taona maromaro lasa izay, sendra nirahina hivoaka an’i madagasikara hanatanteraka mission tany @ firenena afrikanina iray izay aho, noezahina ho 4 semaines ny faharetany saingy noho ny antony manokana dia niampy 2 semaines ilay izy. T@ io tapabolana farany io dia efa ngôma sexe be aho, ny sipa mpiara-miasa locale tsy ao @ le gout mihitsy na dia nisy pro niarahako t@ iray @ ireo aza. Izy no mba acceptable indrindra na dia tsy mbola tena @ ilay gout-ko aza, nandeha boite, niara-nandihy (Tsy nisy slow nahafahana ni-draguer anazy aloha fa sendra zook love izay no nalaiko handihy hiaraka amiko izy), teo am-pandihizana no noteneniko hoe maninona isika raha matory any amiko rehefa avy eo. Noteneniny fa tsy ho possible satria ny hotel ipetrahako dia an’ilay ministre iray izay ary io ministre io sarotiny be @ resaka tourisme sexual ka nahazo instructions ny mpiasa eo @ accueil fa tsy misy olona hafa mahazo miditra any @ Chambre-n’olona nisoratra anarana hoe “seul” ao @ régistre. Ilay sipa moa no nanao ny reservation-n’ny chambre nipetrahako pendant le séjour ka hainy tsara, izy aloha efa nanaiky fa tsy olana aminy ny hiaraka amiko (satria ny sipany koa mbola any Europe t@ io mamarana fianarana) le temps hoe samy ngôma saingy ilay hotel nipetrahako tsy nety taminy fa afa-baraka izy hono raha hitan’ny mpiasa ao hoe miaraka @ client-n’ny hotel. Tsy tafa iny aloha fa nifandray hatrany izahay a distance mandra-panambadiany.

Nanomboka niditra site de rencontre aho (sambany) dia nahita vehivavy gasy iray tao, Tiana no anarany, manambady fa nefa tsy eo lalandava ilay vadiny. Zokiko 5 taona eo raha ny firesany, somary ivelan’Antananarivo no fonenany saingy miasa eto @ ville. Tsy sahy nampiresaka @ ilay tiako hahatongavana aho satria olona tsy fantatro ka sao dia ho tezitra. Nifandefa sary izahay aloha, tsy nandà izy, moa raha ilay tiako hahatongavana dia mila mihaona izahay. Nandeha ny 2 andro, niha-tsara ny fifandraisana. Nampidiriko ny resaka vetaveta, tsy sarotiny fa nanohy niresaka ihany koa, nataoko ny virtual sex fa nilalao koa izy. Nanomboka teo isaky ny hifanao veloma izahay dia ampidirako resaha hoe “za zany te-hahita anao dia ataontsika daholo ilay nataontsika teo” novaliany fotsiny hoe “tongava haingana aloha elà de ho hita eo izany”; “any zany” hoy aho tany an-tsaiko. Herinandro nialoha ny hiverenako dia niha-intense koa ny fifandraisanay, lasa niha-vicieuse hatrany izy na dia tena tsy dia mahalala zavatra firy aza fa ny ventin’ny zavatra noteneniny raha feheziko dia hoe “Efa ela tsy nanao aho ka mila anao hiditra ato amiko indray ka aza ela”
Tsy noteneniko anazy ny andro hiverenako fa tiako hatao surprise, efa nalaiko mialoha kosa anefa ny laharana findainy ary efa fantampantatro hatr@ emploi du temps-ny.
Efa tafaverina aho fa mbola nanohy nampiresaka azy sady tsy niteny hoe efa eto Tana. Indray zoma maraina, fantatro fa hariva ihany izy no miasa t@ io andro io, dia nantsoiko izy t@ 8 ora maraina teo. Ni-se presenter aho dia taitra be izy sady toa faly naheno ny feoko.

  • Ka rahoviana no hifankahita?
  • Roviana no mety aminao? Hoy izy
  • Mety ve raha androany atoandro miara-misakafo?
  • De aiza no hifanao fotoana? Dia @ firy
  • Mety ve eo @ Motel de Tanà @ 12h
  • Mety tsara, somary miala aloha avy any an-trano aho dia afaka tonga eo

Izaho moa nandeha moto t@ izany, niala aloha kely tany am-piasana t@ 11h30 ary nandeha lala-manitsy ka nivoaka teny Anosibe avy hatrany ka tonga ara-potoana teo @ Motel, izy kosa nandefa sms ka vao tonga teo aho no hitako ilay message: “Efa eto @ pharmacie Anosibe fa tsy ela intsony”
Vao nidina ny Taxi be izy dia nahafantatra ahy avy hatrany sady nitsiky be:

  • Faly mahafantatra
  • Torak’izany koa, hoy aho namaly sady nifanoroka t@ takolaka izahay.

Dia notohizako:

  • Dia aiza isika no handeha?
  • Izay mety aminao mety amiko

Novelomiko ny moto dia nasaiko niakatra izy (soa fa tsy mbola nisy fitakiana livret de famille t@ izany) lasa nizotra niverina tany Anosibe ny lalanay, tsy dia lavitra teo nahatazana Restaurant iray aho teo @ côté droit dia nampidiriko tao @ Parking ny moto. Dia niditra tao anaty fisakafoanana izahay. Maro ihany ny olona misakafo ao fa angamba efa fisakafoanan’ny olona mody lavitra nefa miasa eo @ manodidina izy ity. Nanoratra ny commande izahay dia niandry ilay serveuse hiverina sady nifampijery, falifaly fa nifankahita ihany taorianan’izay herinandro vtsivitsy nifankahafantarana izay.
Tonga ilay serveuse naka ny commande ary nanontany:

  • Hohanina eto ny anareo sa ….? Sady somary hafahafa ilay ranamana
  • Fa misy toerana hafa ahafahana mihinana azy angaha?
  • Sao ianareo haka chambre ohatra
  • Dia ahoana izany? Hoy aho t@ Tiana
  • Rehefa afaka miresaka milamina tsara tsika sy elà tsisy manelingelina dia efa mety amiko kah
  • Ok ary, haka chambre izahay, hoy aho mantsy ilay serveuse.
  • Manketsy @ caisse enao zany ramose mandoa ny commande dia eo ihany koa mandoa ny hofan-trano, hoy ihany izy toa nibitsibitsika mba tsy ho ren’ireto olona hafa misakafo angaha (?)

Na izaho aza gaga t@ ity indray mitoraka ity satria tena tsy nieritreritra hoe tonga dia any no handehananay. Azoko ny lakile dia lasa izahay namonjy ilay chambre tao ambadik’ilay restaurant. Hay domaine malaladalaka ilay izy ary misy trano vitsivitsy misy chambres maromaro, tsy irony classe be irony fa dia tena chambre de passage mihitsy. Rano mangatsiaka, douche tsy dia madio fa ny fandriana no mba acceptable, lamba mipasoka tsara, re mbola misy fofona lamba vao avy nosasana sy nopasohana. Avy dia nipetraka teo ambony fandriana izahay roa. Tsy ela teo dia injao nisy nandondona:

  • Ity ilay sakafo ô
  • Apetraho eto hoy aho nanondro ilay latabatra
  • Dia mazotoa homana ramose ah, hoy indray ilay serveuse somary mitsiky sady mangala-pijery an’i Tiana efa mitsotra ery am-pandriana. I Tiana @ io tsy mijery azy akory.

Vao nikatona ny varavarana, nohidiako t@ serrure interne dia namonjy an’i Tiana aho. Izy koa tonga dia nitsiky namelatra ny sandriny handray ahy dia nifanoroka be teo izahay, raikitra ny safosafo, voavahako haingana teo ny veston kely nanaovan’I Tiana, niseho ny sandriny, novahako ilay lobaka kely nanaovany ka hitako tao anatiny soutif menamena be mitaty nono goavana be ihany. Voaalako haingana koa ilay tatinono, izy kosa efa nanomboka namaha ny lobako, ny fehikiboko, ny kiraroko koa moa efa voaala hatr@ nidiranay tao. Voavahako ko any fehikibony syn y braguette-ny ka noesoriko ilay pantalon jeans moulant nanaovany, izy somary nofonofosana eo @ fe, ka string menamena koa no nanaovany teo. Nitsangana izy niera kely hisaika, dia anvelako, izaho koa nanala ny ambiny sisa tety amiko mandra-piveriny, dia lasa koa aho namonjy douche hisasa, ilay lambam-pandriana ihany no nifafako nony avy eo.
Vao niverina aho, I Tiana efa mitsilany tsara eo am-pandriana @ ilay lamba kely sisa teny an-kodiny, niverenako norokorohana indray ilay nonony lehibe anankiroa, nidina T@ ilay string ka nahiliko kely fotsiny ilay triangle hahitako ilay molopory tao anatiny tao mba holelafiko, menamena kely ny tao, tsy misy volo mihitsy fa toy ny vao noharatana iny maraina iny angamba, tazako mangirangirana ny ao anatiny ary hitako fa efa tena hotsaka I Tiana. Tsy nety ninono ny ahy izy fa tsy mba mpanao an’izany ka tsy mbola tia fa aleo hono tonga di any tena tanjona no hatao.
Nahiliko kely ilay string dia nampidiriko ny kapoty ary nampidiriko tao aminy ny ahy efa dangitra be iny. Sento tokana no nasetriny an’izany sady niteny kely izy nony avy eo:

  • Tiako letsy izany milely izany fa ataovy mafy @ izay zakan’là

Avy dia nahazo aina aho naharay ilay baiko ka dia nanomboka no-accelerer-ko ny rythme, I Tiana eo ambaniko eo, sady ôtrany mingonongonona, mihovitrovitra, ary manomboka mikiakiaka moramora kanefa toa tsy moahatana fa miha-mafy hatrany ny kiakiakany. Reko ôtrany misy mamihina izany ny loha-latako fa tsy nahoako fa navoakako kely sao dia tonga eo, NAsaiko nanao 4 pattes indray I Tiana dia nahiliko kely indray ilay string dia nampidiriko avy any aoriana indray ny latako. Ny tanako misafosao ny nonony, izy mihohoka @ ondana, ny lavabodiny misokatra eo ambany masoko eo, ny latako mitondra tsiranoka mivoaka miditra ao anatiny ao. Nivaadika nitsilany aho ary nasaiko niakatra teo amboniko izy. Noesoriny tanteraka ilay string izay efa nanomboka lena be, surtout ilay tady mandalo eo ambany foriny. SOmary nitingitingina I Tiana nikendry ny fampidirana ny latako any anatiny indray. Avy eo nipetraka izy ka tafalentika lalina tany ilay bibity. Naka aina kely segondra vitsy izy dia nanomboka nanao mouvement miaka-midina teo, nampiako t@ tanako mitaty ny ravim-bodiny mba tsy ho reraka. Ny nonoy vao mainka ni-exciter ahy mijery azy mihontsankontsana be eo ambony masoko eo. Asa na valaka I Tiana na ahoana fa nijanona kely izy dia noararaotiko navadika hitsilany kanefa tsy niala tao anatiny ny bibitiko. Niverina position fomban-drazana indray izahay nanomboka teo, ny fe-ny nisokatra be nahafahako mandentika lalaina any ny ahy, avy eo injao reko ny fe-ny mamatotra ny valahako hifikitra aminy, teo dia naveriko no-accelerer-na be ny movement-ko ka tsy nataoko niadana intsony, kiakiaka tsy afaka nosakanana no nataon’I Tiana nanomboka hatreo mandra-pahatongan’ny ahy, tsy haiko hoe impiry ny foriny toa mangeja ny latako ao anatiny ao nandritra an’izany. Nivoaka avy tao anatiny aho dia rakotra tsiranoka somary fotsifotsy koa ilay kapoty tety amiko, av yeo ireo tsiranoka fotsifotsy ireo mameno ny molo-poriny. Niverina naka douche aho ary nampiditra akanjo, I Tiana kosa mbola excitée t@ ilay vao nitranga teo, nolazainy fa toy ny mihetsi-jaza hono ao anatiny ao saingy tsy maharary azy fa mbola manome fahafinaretana ho azy. Nofafany t@ moouchoir à jeter ireo tsiranoka dia lasa koa izy niverina nisaika, nampiditra ilay string ary niverina nankeny amiko.

  • Zavatra tsara toy izany moa dia avelan’ilay vadinao miahaka fotsiny ao, hoy aho mantsy azy, rah amba tany akaiky tnay aho manko dia nokarakaraiko matetika io
  • Hahaha, mahagaga fa na efa eo aza izy tsy dia taitra akory mahita anà. Rehefa mandalo kely une semaine aty Tanà izy dia une a 2 fois fotsiny izahay no manao dia izay, za efa tsy maka lagy intsony dia izany no nahatonga ahy tapakevitra hiditra site de rencontre kanjo tafahaona t@ là.

Tsy haiko aloha ny fahamarinan’izay teneniny fa taty aoriana, izahay mbola miaraka tsindraindray, nisy bandy akama nitady vhv efa manambady hirevena dia tany @ Tiana ny eritreritro. Noteneniko ilay bandy hoe homeko azy ny numéro an’I Tiana, lery no mamorona tantara eo hampiresahana azy dia jerena ny fihetsiny.
Sendra tafiaraka t@ le madame aho no nandefasan’lery SMS otrany mitory fitiavana le Madame, dia namaly hoe “Sao diso adiresy izany?” dia nantsoin’I lery dia nandray dia niresaka teo hoe “DIso numero ianao ramse fa tsy misy an’izany aty,... tsy izany no anarako” dia notantarainy Tamiko hoe diso num le olona diam bola miantso koa. Za tsy nanisy resaka fa fantatro ilay numero nandefa sms
Nony ampitso tsy niaraka za sy I Tiana, hay le bandy akama niantso anazy indray dia nampiresaka hoe tsiako be ny feonao fa angamba tsy diso iny sms iny fa natao hihaonantsika mihitsy etc…., dia nangatahan’lery hihaona hono zareo dia nanaiky, fa 1er RDV tonge dia nentiny tany @ chambre iray tao Analakely tao ny hariva avy miasa dia av yeo naterin’lery tany an-tranony iny alina iny, hay lery moa mandala eny an-tananan’I Tiana rehefa mody.
Vita iny dia niantso ahy lery ny ampitso:

  • Merci letsy fa tao tsara ny hena nomen’la! Fa taiza no nahazoan’la anazy ?
  • Sur internet letsy ah

Depuis an’izay kosa na dia hoe revy fotsiny aza dia tsy dia narisika hiaraka aminy intsony aho fa tsy hay intsony hoe iza koa no nikôty dia nahazaka dia nitifitra anazy tany. Naleoko nilamina fa ilay bandy akama toa mbola nanohy herinandro vitsivitsy taminy.

Maro isika no manana olana hoe nampirafy ny vadiko, nanitsakitsaka snss fa ny tiako hahatongavana dia ny lalàna malagasy mikasika ny fanambadiana:

Inona amin'ireto no atao hoe fampirafesana hampitombina ny fangatahana divorce ?

  • Firesahana @ vehivavy na lehilahy @ mail na sms na messenger ahitana soupçon hoe nanao ve ?
  • Fihaonana mitokana @ ilay vehivavy na lehilahy any @ restaurant ve ?
  • Fahatrarana ilay lehilahy sy ilay vehivavy eo am-pandriana ve ?

Amin'ny firenena hafa manko rehefa tsy mbola nahazoanao porofo fa teo am-pandriana rizareo (tratranao na tratran'ny détective niditra tany @ chambre d'hotel, tratranao tao am-pandriananao na tao antranonareo, na tany am-pandrianan'ilay rafinao, na niara-baboka fa tena nanao rizareo) izao vao mitombina ny resaka adultère.

Dikan'izany raha hitanao miaraka mandeha fiara, miaraka mandeha salon de thé, mifanatitra rehefa avy miasa hariva na miara-mijery cinéma, sns izany dia tsy afaka torianao izy hoe manao adultère.

Ny tiako hahatongavana dia ny andininy @ fehezandalana mikasika ny fanambadiana eo @ malagasy ary ny fanazavana azy.

Juste mba izarako ny fahafinaretako ho anareo. Niaraka t@ sipa izay aho t@ sabotsy hariva tany @ chambre d'hotel. Nanao voalohany aloha nilamina tsara tsy nisy olana. natoritory sy nisotrosotro jus ary nihinana gouter kely. Nony elaela niantso anazy ny vadibe-ny fa lasa tany @ province dia hody ny alahady. Niresaka ela be teo zareo nefa izaho efa te-hanao indray, moa ilay sipa tsy nitsahatra ny nosafosafoiko ny foufoune-ny sy ny fe-ny. farany le sipa nitsilany namelatra ny fe-ny nefa tsy nijanona ny resany fa natorony fotsiny aho hampiditra indray fa tsy mamoaka feo fotsiny.

Ny resak'izy roa amin'io nivadika resaka vetaveta be hoe manimanina be an'la za zany de misafosafo foufoune irery eto am-pandriana nefa izaho no mihinana ny entana. Tsy te-ho eo @ toeran'ilay bandy aho nefa tiako be ilay scenario.

Mbola hiverina hiaraka indray izahay atsy aoriana kely fa juste entre midi et 14 fa le vadibe an'ilay sipa manko tia miasa loatra de le sipa somary délaissée izany.

Izay ihany no tiako hozaraina