image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
default profile picture

Ra-Vay

Member
Last seen il y a 1 mois
Joined:
Posts:
25
Topics:
4

Hitantara kely ity tranga ity aho; Nisy fotoana aho niditra site de rencontre dia nifanena t@ vehivavy iray; samy manambady izahay fa dia niresaka tsara fotsiny tao, taty aoriana niova ny fifandraisana fa efa nifanome laharana finday dia nifampiantso ary nony farany nanapakevitra hiara misakafo atoandro; taorianan'io sakafo atoandro io dia nivaky tamiko izy fa tena tia ahy kanefa noho ny situation-nay dia hasiana limites ihany ny fiarahana; Nandeha ny fotoana dia raikitra fa haka chambre izahay 2 hisitrahanay fitiavana be ara-nofo mba tsy ho very maina fotsiny ilay fifampitoriana fitiavana t@ phone na t@ fihaonanay. Nony tonga tao, efa samy tao anaty baignoire, nanomboka hi-nono ny fivaviany aho no nolaviny ary tsy navelany mihitsy saingy navelany nisafosafo t@ tanako. Izy kosa anefa avy dia naka y filahiako ary ninono izany. Tsy mbola te hiady hevitra moa satria adiny 2 ny fetran'ny hofan'efitrano; niezaka nanontany azy aho taty aoriana fa tsy nety nilaza ny antony izy fa zavatra noteneniny fotsiny hoe na @ vadiny aza izy tsy tia atao an'izany.

Ho anareo vehivavy mety mitoyvy aminy, inona no mety antony tsy itiavanareo izany ?

ralaikoto: Voalazanao

teo aminay samy efa nandalo fampirafesana daholo na izaho na izy, ny azy haiko ary nahavita namela azy aho; tsy nahatezitra ahy akory noho izaho candauliste fa izy no haiko fa tsy hahazaka raha fantany ny fampirafesako azy.

Ny regles efa napetrako hatr@ zay ary tsy nahitany olana ny tsy fisavasavana ny finday; fanajana ny jardin secret an'ny tsirairay, samy misy code ny phone-nay fa tsy misy mifanontany code izany izahay fa mifanaja. raha mila mampiasa ny phone-ny aho dia desactiver-ny ny code, izaho tsy misavasava fa izay misokatra eo ihany no jereko. Nisy fotoana anefa aho nisavasava ihany dia nahita discussion nampiahiahy tokoa , soa fa virtuel fa dia nanaitaitra ilay maha-candauliste ahy ilay izy fa tsy nisy impact t@ fiarahanay.

mijery an'i madamako manao @ bandy sady mi-jouir be eo am-panaovana eo; roa no sakana tsy ahavitana izany @ izao:

  • I madamako misokatra @ idee hoe hanao @ olona hafa saingy tsy mbola vonona hanao an'io eo imasoko. Tiako hotanterahina anefa na tsy eo imasoko aza izy fa mba mitantara amiko kosa rehefa avy eo

  • ilay olona hanaovana an'io tsy mbola mahita ny tena profil mety aminy aho moa izy koa tsy tena mikaroka de maniere active.

Asa rahoviana no ho tanteraka

Namako efa ela ny zokiny, mbola tany @ classe secondaire t@ izany. Taty aoriana lasa iray fikambanana izahay. Tsy mbola nikoty aho fa bandy hafa anankiroa farafahakeliny tao @ fikambanana no hitako nikoty anazy. Avy eo ilay bandy iray sendra nitantara taminay samy bandy hoe sipa TDM iny (Tonga de manao, Tonga de Mamelatra, Tonga de Mil....). Tsy dia taitra aho satria resaky ny mamo moa, fa taty aoriana tazako lavitra izy mifampitantana @ bandy otrany degany be izay; narahako maso fa mpiara-mianatra zareo; afaka semaine iray hafa, bandy hafa indray no hitako miaraka aminy eny an-dalana fa tsy mifampitantana aloha eh.

Nandeha ny fotoana, afaka bacc izahay, nianatra teny Ankatso. Iray Etablissement izahay fa filiere samy hafa fotsiny kanefa misy matiere iombonana. Nanomboka teo no liana te-hamantatra azy aho, surtout ilay hoe sipa TDM, satria izaho tsy mbola nanana experience raha resaka sexe. Nanomboka niresakaq be taminy, nanarakaraka azy isaky ny mirava ary manatitra azy mody. Nandritra izany no nikoty azy aho. Taorianan'izay nanaiky ihany izy ny hiaraka amiko. Niaraka 3 mois teo izahay dia nisaraka. Tsy nisy resaka sexe hatreto. Kivy aho, namoy fo kely satria nandritra izay fiarahanay izay no nitenenany tamiko hoe mbola vierge izy, zavatra tena nahataitra ahy ka vao mainka naha curieux ahy hanao aminy.

Nivenjivenjy teny aho nandritra ny 3 mois, entre temps nifanena t@ sipa akama efa nokotiako talohany saingy tsy nety niaraka tamiko satria efa niaraka @ bandy hafa. Tafiaraka nandeha nijery film tao @ CCAC izaho sy io sipa io. Nony nivoaka avy tao dia mbola nokotiako fa sady namaly izy hoe ary enao tsy tsy mety kivy mihitsy an; nanaiky hiaraka amiko ilay sipa fa niteny fotsiny hoe miaraka miafina tsika fa le sipako tsy eo zao an. Avy dia tongako tany am-pandriana izy. Niaraka taminy no nanaovako RS voalohany, izy moa efa nanao be t@ le sipany mazava ho azy. Tafaverina avy any andafy le sipany dia nijanona ny fiarahanay fa ozizy hoe on reste amis fa aza mikoty ana tsony fa haka vady ahy izy. Najaiko ny safidiny fa nifanojo t@ zay, nifanena t@ ilay ho vadiko indray aho ary niverina niaraka ary 1 semaine apres an'io niverenana niaraka io dia nanao RS, ary tena vierge tokoa izy fa tsy nandainga. 30 taona izao no naha-couple anay, ny zanakay mianadahy efa adultes daholo. Teny antenantenany teny nisy ny zavatra naha-solafaka na za na izy, samy nanana ny aventures-nay, mifankahalala izay nitranga fa samy nanaiky nifandefitra. @ izao vao mainka mafy orina be ilay fitiavana

Enjana izany revinareo izany. Za koa mbola te-hahita an-drafotsy manao @ bandy hafa, vazaha na olona tsy gasy de preference, sauf ireny milanja be ireny.

Nisy tohiny ve depuis ? Mba tantarao

tiako ity sujet ity

NofyTia: Izahay mivady miara-mijery film x aza tsy mahita hafa-tsy ny 15 premières minutes farafaha-elany mainka fa mahita en direct, angamba asa.... Fa aza miraharaha ny fisainana Malagasy. Ny malagasy no olona anisany mpiatdsara velatsihy raha io resaka sexe io. Mody pudique fa alikan'olona ny ankabeazany: "Indray takariva kely tery amoron-kady, toa volana tantely nandramanay sahady", firifiry ny famille manana itony 1/2 freres sy 1/2 soeurs itony, firifiry no manana enfant de liaisons incestes. reveo manja ny sexualité-anareo fa aza mety hosakanan'ny fisainana malagasy

Ny ahy ity fantasme efa presque 10 ans fa tsy nety tanteraka araka ny nitiavako azy. Atomboko @ nahatongavan'ilay fantasme aloha. Tany @ 2008-2009 tany no nifandray t@ Couple iray izay, zareo manodidina ny 30 ans teo ho eo fa za mbola zokiny taona vitsy teo raha ny fijeriko azy. No-proposer-ny hanao t@ ilay sipa aho fa mijery eo ilay bandy. Raikitra ny rendez-vous voalohany dia avy dia natao ilay izy: tena nahafinaritra, mahazo ny anjara fahafinaretany ilay sipa, ilay bandy niray fandriana taminay nanorokoroka an'ilay sipa fotsiny mandra-pahavitan'ny anay sy ilay sipa. Herinandro vitsy taorian'io dia niverina niantsao ahy rizareo dia nahafinaritra foana ny fiarahana. Lsa ny saiko hoe tena nanamafy ny fifankatiavan-dry zareo ilay revy. Ny vadiko moa tsy nahalala lahy ankoatra ahy raha sexe no resahana na dia efa niaraka t@ bandy 2 na 3 hafa aza izy talohan'ny niarahanay. Lasa ni-hanter ny lohako ny hahita ny vadiko manao @ lehilahy hafa nanomboka teo. T@ voalohany niezaka nanala izany aho hoe inona koa izany eritreritra izany. Taty aoriana tsy ni-hanter fotsiny fa ni-exciter ahy mihitsy na dia mieritreritra fotsiny aza hoe misy zizi hafa miditra eo @ foufoune-ny. Tsy sahiko notenenina mivantana sao lazainy fa izaho no te-hampirafy azy. Teo aminay moa tsy nisy niafina tamiko ny zavatra niainany tany am-piasany (Mpiara-miasa, chef, client mikôtikôty directement na indirectement azy) ary fantatro daholo ireo. Noararaotiko indray mandeha raha nitantara tamiko izy hoe misy client (bandy marié) tena potika be aminy ary mahavita mandefa sms tena manao déclaration d'amour be aminy presque isan'andro. Mody tsy nampifandraisiko t@ izy nitantara an'izay fa dans la meme journée nitantarany an'izay za no niteny taminy hoe "isika ao antrano ihany no mifampi-contrôler fa any ivelany tsy manana fahefana aminao aho toa anao tsy manana fahefana amiko, ka raha sendra solafaka ianao dia iangaviako fotsiny hi-respecter ireto règles ireto:

  • tsy mitondra aretina mody (Miaro tena)
  • tsy mandrava tokantranontsika (Tsy misaraka)
  • tsy mandrava tokantranon'olona (Tsy mampisaraka mpivady hafa)". Nanontaniany aho hoe sao dia mba ianao no te-hanao sipa? Dia novaliako izy hoe toy ny lehilahy rehetra aho, manana fantasme hanao @ vehivavy hafa fa tys midika izany fa hotanterahiko koa fa raha hataoko izany dia tsy maintsy hi-respecter an'ireo koa aho, nampiako koa hoe za azoko antoka fa hi-pardonner anao raha sendra an'izany ianao zsatria isika miaina anaty fakam-panahy be dia be eo @ asantsika (Mifandray @ olona karazany maro sns...). Nanomboka teo izy dia tadidiko tsy dia nitantara izay mitranga any am-piasany any intsony ankoatran'ireo collègues vitsy efa fantatro fa mi-draguer azy. Volana maromaro taty aoriana nisy fotoana nifanditra kely izahay mivady saingy nilamina ihany nony hariva, niteny tamiko izy hoe ataovy ihany fa za sorena t@ nataonao ahy dia nanaiky ny invitation an'ilay client mpikôty ahy iny aho androany atoandro dia niara-nisakafo tany @ restaurant. Tsy nanao réaction aho kanefa ny excitation tato anatiko no mila tsy ho zakako saingy tsy sahy namporisika azy teo no ho eo. Dia nilamina teo iny, tsy nisy fitantarana intsony mihitsy, eny hatr@ ireo mpiara-miasa aminy tsy tantarainy amiko intsony. Nandeha ny andro, nivadika volana, efa presque herintaona taorian'izay niverina indray ny resakay satria tena niha-mafy ilay faniriako hahita azy manao @ olon-kafa (Candaulisme 100%) dia mbola naveriko ihany ilay teniko teo aloha miampy ireo regles 3, ary nampiako koa hoe za tsy hanisy olana mihitsy raha misy izany sady occasion iray hahafantaranao zizi an'olon-kafa ihany koa fa tsy ny ahy irery sady noteneniko anaty vazivazy. Nanomboka somary nangovitra izy teo sady niteny hoe teneniko anao ny marina ? Efa nahita zizi iray hafa aho fa efa tsy miaraka intsony izahay il y a quelques semaines. Sady tena hitako natahotra be izy niteny an'izay. Avy dia nihazakazaka be ny tao an-dohako ka naontany hoe ilay bandy client ni-inviter anao tany @ resto ilay izy eh ? Dia eny hoy isSetrin'izay kosa dia nitsikiako izy sady nohorohako ary tena no-rassurer-ko hoe "ca va, je ne t'en veux pas, izany no nitenenako taminao hoe on est entouré de tentations"; hitako tena soulagée be izy ka nitohy RS be ny takariva sy alinay t@ izay andro izay. Ny excitation-ko nieritreritra azy hoe nanao t@ bandy hafa tena tsy haiko tantaraina eto ka anisany nanafana tanteraka ny RS-nay. Nalefa hatory tany @ cousines-ny mihitsy ny ankizy ny alina ka ny ampitso hariva vao nalaina tany. Taorianan'izay aho vao nanontany azy hoe ça a été comment izany nanao t@ olon-kafa izany ? Tsy natahotra ve ? excitant ve ? Novaliany hoe, nahafinaritra, nahitana fiainana ambadika tsy mahazatra. Nampiako hoe inona no antony nanajanonana an'ilay izy? dia novaliany hoe antony 2: tahotra ny ho tratra sy ny eritreritra tsy nandry nony nandeha ny fotoana satria naharitra 6 mois teo niaraka tsy nijanona ary 2 a 3 fois par semaine no miaraka. Namafisiko taminy fa tsy manisy olana aho indrindra raha nahita fifaliana t@ izany izy. Niteny mihitsy moa izy hoe tsy nanenenany ilay fiarahany t@ io lehilahy io na dia tsy maintsy najanona aza noho ireo antony teo aloha ireo. Ny fanontaniako farany no nahazo Tsia avy hatrany satria nanontaniako izy raha afaka antsoina ilay sipany dia miaraka izahay 3 ka izaho mijery an-dry zareo. Tsy nety taminy satria tena tsy mety aminy hono izany misy 3 eme personne izany fa ny RS aminy dia entre 2 personnes isolées. Raha hamerina ilay experiences hono dia possible ho vitany ihany fa ny hojereko dia tsy possible mihitsy. Nandeha ny volana sy ny taona, matetika eo am-panaovana RS izahay mivady no ampiresahako mikasika ny nataony niaraka t@ sipany izy hampiakarako ny excitation-ko ary hitako fa mampiakatra ny azy ihany koa. Indray alina avy nanao RS iny izahay t@ 1 maraina tany no nivaky tamiko izy fa lehilahy 2 no sipany t@ ilay 6 mois nanaovany sipa fa tsy iray saingy natahotra izy t@ ilay andro nanaovany aveu fa raha fantany mialoha ilay réaction-ko sy ny tohiny dia avy dia nolazainy hoe zizi 3 no efa niditra tao aminy. Lehilahy 2 fa tsy nataony en parallèle fa niaraka vetivety t@ ilay voalohany dia najanona dia tonga ny faharoa une semaine après nisarahana t@ voalohany. Transparent be ny resakay mikasika an'io hatr@ izao. izaho mbola mamporisika azy hatrany hanana sipa sady milaza amiko rehefa hampiaraka any, izy koa mamela ahy hanao @ vhv hafa fa saingy tsy mampilaza aminy kosa fa dia afaka ataoko discretement. Dia eto isika izao, tsy mbola tanteraka araka ny faniriako fa @ ampahany fotsiny ihany

Elaela indray Felantsoa an ! Mankasitraka