image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Member
Publications: 25

Maro isika no manana olana hoe nampirafy ny vadiko, nanitsakitsaka snss fa ny tiako hahatongavana dia ny lalàna malagasy mikasika ny fanambadiana:

Inona amin'ireto no atao hoe fampirafesana hampitombina ny fangatahana divorce ?

  • Firesahana @ vehivavy na lehilahy @ mail na sms na messenger ahitana soupçon hoe nanao ve ?
  • Fihaonana mitokana @ ilay vehivavy na lehilahy any @ restaurant ve ?
  • Fahatrarana ilay lehilahy sy ilay vehivavy eo am-pandriana ve ?

Amin'ny firenena hafa manko rehefa tsy mbola nahazoanao porofo fa teo am-pandriana rizareo (tratranao na tratran'ny détective niditra tany @ chambre d'hotel, tratranao tao am-pandriananao na tao antranonareo, na tany am-pandrianan'ilay rafinao, na niara-baboka fa tena nanao rizareo) izao vao mitombina ny resaka adultère.

Dikan'izany raha hitanao miaraka mandeha fiara, miaraka mandeha salon de thé, mifanatitra rehefa avy miasa hariva na miara-mijery cinéma, sns izany dia tsy afaka torianao izy hoe manao adultère.

Ny tiako hahatongavana dia ny andininy @ fehezandalana mikasika ny fanambadiana eo @ malagasy ary ny fanazavana azy.


raha ny tenin'i Ra-Vay sy nareo mamaly eto izany impossible ny divorce pour adultere satria sarotra ny hanaporofoana azy ? moa any Madagasikara tsy mbola ara-dalana ny asan'ny detective.