image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
default profile picture

Ra-Vay

Member
Last seen il y a 8 mois
Joined:
Posts:
25
Topics:
4

Tena marina hoe samy manana ny andrasany arakaraka ny vatany fa ny bandy kosa mila misy base standard angamba raha ny resak'i Felantsoa. Za zao efa nisy fotoana hanao t@ le mme anankiray izay de tsy azo nanaovana cunni mihitsy izy nefa izy manao fellation amiko. Lazainy fa tsy mety aminy mihitsy ny cunni, nisafosafo tao aho fa tsy nampihontsona azy akory ary hatr@ vadiny efa tsy avelany manao an'io cunni io fa mitsôda sy mifampisafosado dia pénétration avy hatrany. Discussion ihany izany no base-n'ilay izy eh, jeux de séduction ange ny RS eh

fa angaha moa tsy maintsy atao izy io raha misy regles na 14eme ka tsy mbola te-hiteraka ? Raha tsy mbola te-hiteraka dia manao kapoty fotsiny na koa manao retrait, tsy misakanha ny fanaovana izany. Tranga iray tadidiko ity, samy namanay izy mivady ary nandeha ny siosion-dresaka hoe tsy mbola nanao mihitsy le sipa ary nanaja izay safidy izay le bandy. Tao @ Mariage izahay niara-nipetraka daholo ny mpinamana. Dia t@ Séance photos mitety latabatra izy roa no nisy sipa akama iray niteny t@ le mariée hoe "finalement raikitra @ izay izany rahalina ry H.... an!", fa avy ikala dia niteny: "Toa tsy mbola ho raikitra indray ary fa za aza mbola règles an!, vao tonga t@ maraina" fa avy dia boramena be ilay bandy, ny rehetra niara-nihoraka be daholo. Efa adultes ny zanak'izareo @ izao

tena efa niaina an'io cas-na vehivavy vaginale resahan'i Felantsoa io ny tenanay an. Karazana sex friend izy, samy manambady izahay. efa niaraka im-betsaka ihany izahay. T@ Voalohany aho maimaika dia tsisy prelim satria vao tao @ Couloir-n'ilay chambre dia efa tsôda be ary vao niditra dia tao @ Douche hatr@ farany. Nandro dia nitohy tao dia nandro dia nanao 2eme et 3eme tour. Taty aoriana nikasa hi-realiser fantasme aho t@ izany ka nitondra itony vibro kely itony tany @ chambre, Vao navoakako ilay izy nalefa hapetaka t@ clito dia izy no niteny hoe tsy mahataitra ahy iny an'la iny fa ampidiro ny an'la fa za vaginale. Hay izany no nahatamaba be azy t@ le voalohany satria tonga dia pénétration. Fantasme mba vitako taminy dia izy no nampianatra ahy anal, nitondrany gel lubrifiant mihitsy dia natao dia vita hatr@ farany. Merci ndri retsy ry S.... saingy toa nivadika lasa mpandefa soratra masina be ndri t@ facebook sady tsy nety nifanao rdv tamiko intsony dia lasa niresaka mp sisa

libro: iny aloha tsy azo lavina eh, ny tena nahalagy ahy, mody manontany an'le sipa aho le lendemain an'ny nanaovany t@ le bandy hoe nanaona ny soirée-nao de hoe, nilamina, avy niasa de nikarakara tokantrano toy ny mahazatra, nefa lery vao avy nanatitra azy de nandefa sms tamiko hoe "natsiro ny hena"

Haiko ny nahitan'i Felantsoa an'io tantara io. Ny fahafantarako azy dia tantara tena niainana ilay izy fa tsy niainan'i Felantsoa. Tsy hitako izay olana. Izaho aloha mankafy eh

vo niditra teny @ université za t@ zany, izy efa nanan-janaka 10 taona ny lehibe indrindra fa izy mbola kely endrika kely ka noheveriko fa mpianatra teny koa raha nampiresaka azy teny ambony fiara fitaterana. Ny ampitso marainan'io dia tonga teny am-pandrianako izahay 2. teo no nanomboka ny aventure naharitra taona maro, en paral******* anefa aho niaraka t@ sipako izay lasa vadiko saingy fiarahana tsy nifanimbana ny anay sy ilay madamakely. Lehilahy mpanomo vady no rain'ireo zanany, mpivady ara-dalana rizareo fa taty amiko izy no tsapako nahazo fahasambarana @ maha-vehivavy azy afaka miteny izay zavatra tiany hatao tsy misy lagy. Nisaraka izahay nony tonga ny fotoana hanambadiako. Nifanarahana tsara io fisarahana io ary tsy nisy olana mihitsy. Taona maro taty aoriana sendra nantsoiko indray izy satria voatahiriko ny laharana findainy. Namaly ary nanaiky hihaona tout de suite. 30 minitra taorianan'io dia efa tnay am-pandrianana hotel indray izahay 2. teo izy no nampahafantatra ahy fa marary tsy miarina am-pandriana ny vadiny ary avy niantsena izy nantsoiko ka ny mpanampiny no nirehiny hitondra ny entana hody fa izy namonjy ahy. Tsy sahy niantso azy intsony aho taorianan'ny nahafantarako an'izay olana izay. Maty ilay vadiny afaka 2 taona fa tsy namangy azy aho fa nody fanina aloha. Efa nivoaka t@ gazety ny fisaorana vao mody niantso azy niala tsiny. dia nampahery azy teo. Nony farany dia niteny mihitsy izy hoe afaka miantso ahy matetika @ izay enao fa efa libre kokoa aho izao.

Tsy sahy intsony aoh fa manahirana ahy ilay izy sady sao manangatra eo i bainina

Manandrana mandefa message aho fa toa refuser-n'ilay forum daholo

Ny ahy efa prévisible saingy nantenaiko hiova fa tsy niova eh. Somary be be loha izay rehefa miady hevitra. Tsy manaiky diso, tsy azo kianina kanefa be fanakianana ny hafa. Indraindray rehefa tsy dia misy dikany dia aleoko mangina fa tsy te-hiady aho (satria tonga hatr@ ady be ny anay). Indraindray anefa valiako, ary ezahako valiana @ sangisangy zary tenany fa takany ihany hoe mamely ankolaka Ra-Vay dia tezitra ihany izy.

Hoy ilay pasiteranay izay hoe isika Kristianina samy milanja zioga toa ny Tompo daholo, Ny sasany zioga @ resaka asa, ny sasany @ resaka fiarian-karena, ny sasany ny vady ao an-tranony no tena zioga be, ny sasany ny zanany no zioga. Ny ahy izany io toetram-bady io no mba ziogako

anonyme: Za sy rafotsy aloha tsy miresaka @ phone otran'izany fa zany hoe tsy haiko koa zay any ambadika any eh.
Io nge ry zala vo mivôka ny trano ny rafotsinareo de tsy ianareo irery no tompony eh. Tsy eritreretina lavitra izany fa sô manao AVC fa ze sipa tonga kosa aloha dia ankafizina eh

rafiulislam > Ka le sipa hoa miteny @ vadibe-ny hoe mi-mast eo am-andriana de le vadibe mi-imaginer le sipa misafosafo tena eo fa tsy ao antsainy mihitsy hoe misy mihinana ny entana. Za miezaka tsy misefosefo fa mihataka lavitra ny lohan'ilay sipa