image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
default profile picture

FAITH

Member
Last seen il y a 3 ans
Joined:
Posts:
17
Topics:
2

Novice 2 > za OPK (ovaires polykystiques) dia misy groupe izay hoe OPK et perte de poids zay lay groupe, maromaro ihany ny ao dia idirako daholo izay azo idirana fa misy expériences mahaliana ...

Coucou daholo , lasa hafaha mihitsy mampiasa ity vao² ity
Jonson> Mazotoa mihinana vokatra avy @ soja fa il parait hoe manampy mba ampatevina ny endomètre ny soja

za koa izy> tongasoa eto ! aza kivikivy zany aki fa vao tena manomboka ianareo izao, mety ho lava , mety ho fohy fa ny saina mila atao mahery! , efa nande gygy nareo, dia inona no tena olana tsy mampipetraka azy?

Novice 2> en rupture mihitsy hono ireny fa teo @ pharmacie ampandrana est za no ni commande dia une semaine dia tonga. sinon, manontania ihany ao @ pharmacie ambohimahitsy fa tao koa no nividianako farany (vao aingana), 1 sisa no tao sia mety efa manana vao² zareo zao.

Pharmacie eo ampandrana est no nanaovako commande

bonjour, izaho koa peau grasse fa ny soins sy ny produits ampiasaina tena atao adaptés @ hoditra . manao soin rituel kely par semaine za ohatra hoe isakin'ny samedi : gommage (sucre+miel) avy eo manao masque (argile verte) . rano mangatsiaka no anasako tarehy fa tsy mampiasa rano mafana na matimaty mihitsy za.
ny @ andavanandro indray eau micellaire masoala (eny @pharmacie) no ampiasaiko : demaquillant - lotion - hydratant . dia manao maquillage rehefa mazoto. tsy adino ny misotro rano betsaka

Bonjour, Manambato ohatra? sady misy ranomasina any no misy ranomamy. misy activités tsara azo atao koa. tafiditra anatin'ny budget anareo mihitsy satria ny chambre ao @ Le manambato perfect lodge zao (io no conseiller-ko : trano vao² , madio, misy piscine , restau ...) 80.000ar dia tena azo lazaina hoe mora koa ny sakafo.

BONJOUR DAHOLO !!!
Maniry mafy> ooo tena tadidiko ndri, tena miara malahaleho @ ndri kia , mahereza dia Ny Tompo anie anasitrana andri. aza manary toky an! courage fa tena mafy izany...

namana mitovy> afaka mba mahazo ny contact Dr Hanta ve azafady? MERCI et félicitations ndrii an!!!

courage fa aza manary toky kia , andalanam-pitadiavana zaza koa zahay efa 3ans teo eo zay fa tsy kivy, misy foana ny solution ary Atra tena manokatra lalana bdb fa matokia Azy. indray² tena ambany ny moral fa tsy maintsy miarina anefa fa mbola ho avy akia ny anjarantsika a!

Namana mitovy> felicitations, afaka tantarainao ve ilay parcours? mercii

Bonjour, tsy mbola nanao fiv aho, fa raha hoe mbola tsy nitsabo tena ianareo, maninona aloha raha mandeha mijery gynécologue hafa. satria rdv @ pr Rakotobe tena ela² vao mahazo ? sao olana mora vahana , tsy mila fiv?