image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
default profile picture

FAITH

Member
Last seen il y a 3 ans
Joined:
Posts:
17
Topics:
2

hope902> tena ela mihitsy ilay izy vao tafaverina kanefa misy zavatra mba tiana arahina, misy tiana hojerena sy hifampizara vaovao.

courage nareo! izahay koe efa ho 3 taona zay no nitadiavana. mbola manantena foana. manaova pause kely indraindray fa mampi-stress be ny parcours-ntsika. mandehana manao vacances kely rehefa afaka fa tena mahazo hery vaovao mihitsy anie rehefa avy any e. ny mivavaka , aza adino <3

MERCI SEHENO ... AZA ATAO ELA ... :-)

AO @ lys art galérie (tsy aiko oe io ve n fanoratra azy) teo eo ambonin'ny gastro antanimora misy betsaka azo hisafidianana. misy baobab doré zay hitako tao tena tsara

bjrtehalama : mandehana eny institut de beauté reny fa misy epilation intégrale maillot any @reny

Bonjour, nisy fihovàna be ilay moov dia tsy hitako intsony ny resan-tsika taloha, sao misy afaka manoro ahy hoe lasa aiza iny sujet antsika iny @ izao? merci bcp

Bonjour, misy mahafantatra cardiologue mahay ve ianareo + contact azafady?Dia sao mba misy manana contact an'i Dr Rija Raoelison ?MERCI