Kilalao mahafinaritra ary afaka iarahan'ny fianakaviana atao izy io, ny objectif dia sady manao course no mifampitoraka amin'ny loko ara-pahasalamana! Tsy nahatratra ny andiany farany ny tenanay ka mb te anontany oe rahoviana ny andiany manaraka amin'ilay loko race! Misaotra anareo mamaly eto