image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Member
Publications: 257

Araka ny ita dia nirongatra nakany am ra8 avokoa ireo kandidà zerovirgulistes marobe! In n ao ambadik'izao? seza ? halatra ao am fitondrana? sa koa ve oe ao am Ra8 no azo idirana fa club malalaka anaovana kolikoly?! Anareo no manome hevitra


D gaga enao oe otrzao n situation misy eto gasikara! nefa n antony dia io ataon'ireo kandida reo iany satria samy haka ny anjarany izy ireo ary tsatokazo fotsin ngah ra8! mahonena fa dia hitombo iany ny fandriam-pahalemana raha izao no misy eo ! Avy eo iteny oe " faly ah , faly ah fa nareo miletika, ny orinasako miodina tsara tsy misy otrzany"


Christiane>> ireo kandida zero bdb reo kosa ne ka efa samy nanabe ny kibony teo e, d mbl avela ho zan iany ve n ande eo ! tsy aiko oe efa jamba v d ts aita fa seza s contrat no tadavina, rehef ts tafa tan am zandry d aty am baina no mande satria baina efa manao retour d'age tahaka ny mpanaraka azy iany! trano efa abandonnée d idiran'ny voalavo ! tongava saina fa aza d fanatique e, na ze ANR io na RA8!


Rehefa tsy tonga saina ianareo dia mbola ho resaka fihavanana sy anarana fona no mitondra amreo ministera ireo! ts anana ho avy ny tanora navita fianarana satria feno voalavo ny ministera!


C'est vrai! zao itady mpamatsy avy any ivelany zao fona n resaany! nef le olona tonga androba, ary izy mitsy no manome alalana, za lo ts ifidy olo kara io ! anareo zanany reo no kivy voaloha eo


Christiane ve kay maay manisa!? otrn tsia ra le raisonnement a! maro lavitra ny voalavo makany am dadanarreo! :D


Tena tsiz mits n fomba fisainan'ty christiane ty ! manao retour otrn n dadany iany