image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

Ny firenena mandroso dia ireo izay —manaja ny sotoavina nolovainy tamin'ny ray amandreny na ny razambeny ohtra ny sinoa


.Ka tsisy mitsiriritra ze Shnou eto amin'tan…na !.


miarahaba antsika rehetra “ ! tsy dia izay no tiako hambara fa ny mba hanajantsika ny soa toavina hananantsika fa tsy maka tahaka be fahatany .Ny famalinao izao dia hita fa teny anavona mampalahelo


besaina Inona aloha ilay soa toavina eh? Mba azavao misymisy


Marina ihany izay voalazanao 'zay, saingy efa nampiasa ny tontolon'ny NTIC ianao, ary na dia izao forum moov hanoratanao izao aza, dia tsy soa-tiavina nolovaina avy @ Ray aman-dreny, na razam-be malagasy akory.