kaiza daholo e! inona no mety maha tonga ilay fiara golf 4 TDI miplafonne eo am 100Km/h eo dia tsy dia misintona tsara
kaiza daholo e! inona no mety maha tonga ilay fiara golf 4 TDI miplafonne eo am 100Km/h eo dia tsy dia misintona tsara
Mode degradé fa normalement 90 KM/H no plafond fa tsy 100 izany.Ny dikan'izany dia : incohérent ny donnée raisin'ny cal*******ateur dia par défaut no itondrany ny injection solika.Misy blem ny fiaranao.Mety ho problčme capteur fotsiny ihany, fa mety koa tena efa problema goavana.Ny vaha-olana haingana indrindra dia manao diagnostic aloha.