Mikasa hividy Jhon modčle 2015 ny tenanay -Ohatra tena mbola tsara sady tsy mbola nisy fanamboarana mihitsyManao ahoana izy io ?
Mikasa hividy Jhon modčle 2015 ny tenanay -Ohatra tena mbola tsara sady tsy mbola nisy fanamboarana mihitsyManao ahoana izy io ?
Tsara, fiable (motera tsotra kely raha le essence, injection multipoint tsotra)Mahafaka ny lalandratsy rehetra sady kely gabari, pratique eto @ villeTsy pratique indray nefa raha teha hoentina eny @ dezaka be, satria ny autonomie no olana raha mandeha route lavitra ka vitsy station (genre hoe ihosy - fort dauphin), kely loatra ny reservoir sady @ maha essence azy vitsy ny station misy essence raha vao dezaka.
+japoneykely fa dadaconfort noho ny samuraipetite voiture=petits problčmes=petites depenses-lafo, tena lafo raha eto mada (mitovy @pajero long chassis mbola ca va)sinon ho antsika gasy manokana :tsy me