Ohatrinona eo zao no bonnne occasion amin'ireo fiara ireo raha mbola tsy mivaky, na raha efa mivaky dia ohatrinona?Inona no tsara raha atao taxi brousse national ka ampitondraina chauffeur
Ohatrinona eo zao no bonnne occasion amin'ireo fiara ireo raha mbola tsy mivaky, na raha efa mivaky dia ohatrinona?Inona no tsara raha atao taxi brousse national ka ampitondraina chauffeur
bararata Misy havanay izay mampiasa mazda, crafter sy sprinter tsotra sy cdi.Dia mba mi-conseil ana izy hoe : raha hitady vola ka hividy sprinter dia ilay tsotra vidina.Tsy fantatro na marina izany satria za mbola tsy nitaiza sprinter.Fa rehefa tafiaraka manamboatra amin'zareo manana sprinter phase 2 (sprinter 3 ozy ny sasany) ireny dia mahita fa ny moterany tsy d'origine intsony fa motera sprinter tsotra.Ny vatany fotsiny no d'origine fa ny ao anatiny efa novaina. Novaina motera tsotra refa simba ilay motera d'origineKa raha hoe anolonolo motera izany HONO dia aleo tonga dia ilay tsotra ihany...