image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

Sali sali daholoArak'ilay sujet zalah a, aiza no misy méca tena spécialiste moteur DCI renault ?Nisy fotoana mantsy adino ny nanapoka rano azy dia niakatra b ny température, notapohana rano avy eo fa mbola tsy voapurgetao aorian'izay d rehefa mandeha elaela (rehefa mafana) dia hita tsy misokatra ny turbo, kely aina kely sady manetroka.rehefa mangatsiaka anefa dia normal tsaraMankasitraka e


Fa iza no miteny Sonle fa turbo izany, jereo aloa ny systéme EGR saody tsetsina ô!


zandry malala!okok, ny vanne EGR koa no hitako @ forum fa ilay meca mahavoa dci v afaka manoro nareo?