Ny olana dia mi-consomme lasantsy be ilay fiara (13L/100 sur route). Araka io sujet io, dia efa betsaka ny garage nohatoniko fa samy manana ny filazany avy ary tsy dia nahafa-po ny prestation-ndry zareo.Misaotra ho an'izay mamaly.

Salama,Jereo OPTIMUM MADA CAR ao @FB de ho afa-po enao, eny alasora ambodivondava ny garagenyMazotoa