bjr,saika mba hanotany azafady, ahoana kay faisabilité manao soudure ana Fonte, arbre ŕ came le izy marimarina kokoa, dia tsy mahita mihitsiny, possible ve ny manao soudure an'io?Misaotra tompoko
bjr,saika mba hanotany azafady, ahoana kay faisabilité manao soudure ana Fonte, arbre ŕ came le izy marimarina kokoa, dia tsy mahita mihitsiny, possible ve ny manao soudure an'io?Misaotra tompoko
Ny soudure-na fonte aloha d azo atao tsara fa saingy mila mividy baquette speciale pour fonte.D rehefa hanao soudure ireny fonte ireny d tsaratsara kokoa raha chauffé-na aloha, eo @ 20 min eo eo,d mba piqué-na tsara alohan'ny ampangatsiaka azy.Ka raha izany arbre ŕ came zany, zah aloha mbola tsy nanao, d tandremo sao mivilana rhf manambatra azy fa sao tsy misy synchronisation tsony.
Arbre ŕ came ve no ho -souder-na tsy vao maika mampidi-doza ?(1) raha tsy mahitsy tsara ny nanaovan-dry zalahy azy dia hibilaka ao ny soupape dia ho goaka ao ny sičge soupape dia maty ny *******asse.(2) vao mahazo température ny motera dia malemy ilay soudure dia ho tapaka foanaBref, tsy poince le projet
oui, risk be le izy fa tsy maintsy izay le fika fa tsy mahita mitsiny, fa ny japs tsy mibilaka zan ny soupapes, sady rehefa maty dia izay no nataony satria efa samy simba iany,ha3winTv> honda 2.0l 16v le izy, fa merci fa mahavelona fanantenana ahy izany tantara nissan izany, sao dia afaka anotanianao hoe taiza le olona nanao soudures? misaotra
Rehefa manao soudure fonte dia:Mampiasa chalumeau ary chauffena atao incandescent menamena mihintsy ilay fonte atao soudure dia avy eo soudure TIG semi-automatique baguette inox izy mbola mamay be iny.Antony, be carbone be ny fonte ka tsy miraikitra ny soudure, ka rehefa izy mamay be + 1000 deg iny dia oxydé ilay carbone amin'ny surface iny ka lasa mihena ny taux.