image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

Miarahaba antsika ato o!! saika anotany anareo efa nametaka ilay hoe SOLIDRANO iny mety ve iziny de azo tokoa ve ilay 20/100 lazainy iny ,,,, mila valiny ho anareo efa nanetaka o,, misaotra mialoha


Mba azonao omena andinindininy mikasika izany solidrano izany ve azafady fa tena tara ny tena. Tena milay be raha rano no lasa solika. Fa mety rahampitso ihany ianao dia mahita ny tsy fahita fa tsy hanaikinaiky an'izany ireo kaompania mampiasa volabe amin'ny solika hafa.


tropy>> tena tara marina ianao fa efa tantara efa ela io. Na moto na fiara dia afaka ampiasana azy, tsy hoe soloina rano akory ny solika fa misy équipement vidiana any @ ireo mpanamboatra azt dia apetraka. Fa sa aloha zay efficacité fa tsy dia maro no roboka.


WinTV>>>>> mba miteny ny olona tara nefa koa kay tsy mahalala akory, aiza koa ary ianao zany


tropy>>>> izaho tsy mampiasa fa efa elabe no nahita pub sy annonce mikasika an'io. Izay no tiako lazaina. Misy vidéo be dia be @ youtube.


Jereo @ internet ilay hoe kits HH économiseur de carburant na hoe générateur HHO. Encore une fois tsy mbola nampiasa aho fa efa betsaka ny sites internet vazaha efa novakiako sy manao témoignage. Tsy mahay aho fa mba namaky fotsiny.


Miala tsiny aminao WinTV fa izaho tsy mampiasa internet ivelan'ny asako amin'ny atoandro fa mpindrana solon'anarana io mamaly anao io. Raha io HHO dia efa henoko. Ilay nandikana azy teny malagasy izay mifanaraka tsara fa izaho tokoa no tara.Mankasitraka e.


Salama,Aona tsara no tena fandehan'ity solidrano ity ry zalah fa tsyde mazava loatr@ko ah.Aona ny principeny sy ny fonctionnement.Inona no avantage sy inconvenientNy efa henoko aloka de hoe mety misy risque na explosion izy io satria misy resaka Hydrogene lalaovina ao, ny production ana Hydrogene koa @alalan'ny electrolyse de mila energie electrique donc mety hiakatra zany ny charge ny alternateur sy ny batterie.Mba mangataka partage ho izay efa mampiasa eh


Resaka manahirana be ...M. Pierre dia nampiasa tokoa.Resaka psychologie no fanazavany fa ohatra hoe nihena tokoa ny consommation satria ny fomba fitondrany fiara no niova kely. Araka ny fampianarana nataon'ilay olona nametraka ny dispositif HHO @ fiarany dia tsy azo atao ny manitsaka ny accélérateur be dia narahiny tokoa.Taloha izy raha mandeha Tana Majunga dia solika 900 000 F eo no narotsaka dia latsaka kely 1/4 ny ambiny tonga Mangarivotra dia rehefa nasiana HHO dia lasa 900 000 ihany no narotsaka fa mbola nisy ambiny 1/4 ny aiguille.


Tsy mety ny manakiana zavatra tsy fantatra, ny azo kianina angamba dia hoe toa tsy misy mangarahara lotra ilay izy, fa raha hiditra resaka teknika kely indray dia mety possible ihany ny hoe mampihena mécaniquement ny conso fa sarotra be , raha ny tokony ho izy dia tokony hoe ny oxygčne izany no trandrahana hanatsarana ny combustion, tsy zavatra moramora izany , tena be dia be lotra ny risque @ izany, mila mise au point enjana be izany