image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

Salama daholo,Raha misy aminareo no efa nampiasa ireny silent bloc vita gasy ireny dia mba te hanontany anareo aho :1- Misy karazany ihany ve ilay matiere hanaovan'izy ireo azy ireny ka afaka hisafidianana ? Mateza eo @ hafiriana amin'ny taona izy ireny ?2- Ohatrinona eo ny manolo manontolo ireo silent bloc roa raha hoana bras iray amin'ny glof 3 ? Mankasitraka.


mety tsy manana fahefana i connecte eto le olona tana manao vita gasy, fa ny panakarena no betsaka eto, de tsy ahazo valiny mahafapo enao, jerevo nge ra tsy hoe ratsy reny, zay no be mpamaly eo e.


KARAZANY : pney tractera (tsara) fa raha flan pney no didididina dia atambatambatra (ratsy)OHATRINONA : tsy fantatro fa mety mora tena mora noho ny MO montage démontage angambafranchement tsara ireny : mora vidy, mateza presque mandrakizay, vetivety dia vita, manavotra, recyclage manohanana ny orinasa farany izay bitika...fa ilay gasy manamboatra azy no blem: raha client tsy mahay dia kitoatoa ny fabrication, mivilana sy tailana ny découpe dia mivilana manaraka an'iny ny géométrie.fa raha manana bon sens kely sy esprit de bricolage ianao dia ilay matičre fotsiny vidiana (morsô pney tracteur) dia ento any amin'ny tour dia ampitoviana amin'ny d'orizina ny côtes.tsy tokony ho lafo satria fingotra no didiana sady vetivety koa dia vita. dia ilay axe acier d'origine iny no récuperer-na. dia asiana gresy kely mba malama tsara ny fidirany dia tokony ho afa-po ianao.