Salama,mba mila fanampiana azafady.Rah itaiza fiara kely plaisir ireny ,iza kay no tsaratsara mitaiza Renault sa Peugeot? d in avy mety ho Antony mahatsara sy maharatsy azy roa reo rah ireo no safidy.Misaotra
Salama,mba mila fanampiana azafady.Rah itaiza fiara kely plaisir ireny ,iza kay no tsaratsara mitaiza Renault sa Peugeot? d in avy mety ho Antony mahatsara sy maharatsy azy roa reo rah ireo no safidy.Misaotra
Salama,arakaraky ny année sy ny generation ilainao.Raha ilay raneny izy dia 205 no tsara mihoatra @ super 5 ohatra (tsy mamorona fa ireo comparatif betsaka any andafy milaza izany). Raha resaka pičces sns samy mitovitovy ihany ny vidiny sy ny hamafiny.Raha miditra 206 sy clio 2 indray ohatra. ny clio no tsara fa 206 malemy. FA TANDREMO ny clio 2 raha hividy: CLIO 2 Phase 2 ihany alaina satrio io no mafy no sady tsara.Raha mandeha 307 sy Megane isika dia mitovitovy. Samy be be problčme izy ireo fa anjaranao no mijery tsara alohan'ny hividy. Conseil fotsn hoe ŕ partir anreo generation ireo dia aza maka DIESEL surtout raha mbola fiara kely entina en ville.Izay no avis ako
Amiko ny Peugeot no tena tsara raha oahrina amin'ny Renault, tena mafy izy ireny, marina fa eo ny année fa rehefa tsara taiza tany amin'ny nividiananao azy izy de tena mbola mitana tsara, raha izaho aloha dia mbola mifidy ireny peugeot mbola mijoro ireny toy izay mividy ilay fiara vaovao vao niditra eto mada ireny kanefa sady malemy no lafo piece no mora simba ny carrosserieny, mba jereo ange e, rehefa midona ireny de tonga de mikaperotra, kanefa ny peugeot raha tsy dona mafy tsy mikaperotra izany.
FaraRakotobe// ny diesel no mahatratra indrindra raha hoarina @ essence. Ny diesel garantie ary tsisy problčme en général jusqu'ŕ 280 000 ny compteur kilométrique fa essence eo @ 225 000.Tsy midika akory fa efa ŕ jeter ilay voitures aprčs io fa lasa betsaka problčme toy démarreur, joint de *******asse sns.... Citroën milay noho Peugeot raha avy amiko manokana.
Na inona fiaranao na inona, ny vola ahafahanao manao entretien no fototry ny fahatezany.Raha ny hevitro manokana, ny fiara mila ialana lavitra dia ireo fiara occasion asiatique ankoatra JAPON sy DUBAI. Raha hitsiana kokoa dia ireo occasion de coree ireo diafiara efa nohatsaraina ivelany daholo, kilometrage efa ovaina avy any coree mihitsy, maro amin izy ireny no efa ratsy ny carosserie sy ny sisa, tsara ihany ireomarque ireo anefa raha ohatra izy ka occasion europeanina. Fa na izany na tsy izany Mafy kokoa ny BM, tsara kokoa ny Mercedes, azoazo ny toyota, mora tezaina ny peugeot sy citroen, tsy tena mety am tany mafana ny renault kanefa fiara tsara