image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

seca> misaotra @ lé fizarana experience fa ono oa é ary common rail (genre CRDI) v reny sa turbo intercoler tsotra


kay, Peste sa Choléra izany


lé rexton tsara bika kokoa fa somary gisa mainty ny pičce donc aleo miditra sorento


rexton sa sorento? hum na ny Tompo ary mety hise******* anao am zany choix nao zany an


Rexton marque Ssangyong technologie "mercedes" matetika ataondry zalahy anaty sprinter koa ny moteurSorento marque KIA technologie "Mitsubishi" (ny marque Hyundai ihany koa mitovy aminy) mitovy @ reny moteur 4D56 mitsubishi ireny ihany fa ny sorento malalaka kokoa ny ao anatiny par rapport ny Rexton d mahaiza misafidy


Ny rexton sous license mercedes, ary tena be pičces.Ny fiara koreanina zao efa betsaka ny pičces eto @ tanana


seca> inona no mety problčme mahazo matetika ny rexton kay ry namana


eO @ direction assisté ,no hitako t@ ahy sy akamako izay, vaky ilay tuyau flexible iny dia manao confection eo akakin'ny bricolage Ankorondrano eo dia milamina,


seca> misaotra @ lé fizarana experience fa ono oa é ary common rail (genre CRDI) v reny sa turbo intercoler tsotra