Arak'izany dia mitady olona na garage serieux hanao retapage carrosserie + reglage portičres + remplacements joints portičre sy une partie chassis, avy eo mandokogolf mk2 ny fiara. mandray vita aho no ifanarahana (loko bi-couche no ampisainao),misaotra e, @ alahady zao ny fiara tonga eto tanŕ, azo jerena ra misy liana.