image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

Mba te hanontany fotsiny ah hoe normal sy tsy misy inconvenient na mauvais signe ve ny tour moteur ambany au demarrage zany hoe 5 jours eo nedala tsy hoentiko de refa velomiko izy de tongga de velona de eo @750tr/mn eo de refa mafana de midina ambony kelin'ny 500 eo de otrizay koa izy refa au ralenti eny ampandehanana eny. Refa mipasse 2eme ah ka tsy manisy acceleration de eo @1000tr/mn eo nedala Moteur injection multipoint 16V nedala, merci


Tsy dia tena azoko tsara ilay fanazavana fa raha azoko tsara dia:- Rehefa ela tsy velomina dia lasa ambany be ny tour moteur? fa raha tsy izany fa velomina isan'andro anga dia tsy izay?Inona ilay fiara? normalement aloha raha fiara multipoint izany dia toa hotran'izany foana ny comportement any.Ilay cal*****ateur no mi-gérer an'iny tour moteur iny rehefa demarrena dia vao velona dia ambonimbony mihintsy dia avy eo mi-ralentir. Fiara taloha no mila tsindrina kely ny accelerateur rehefa mi-demarre mba hiakatra kely ny tour fa izao tsy mila an'izany intsony satria ny cal***ateur no manao azy.Avy eo arakaraky ny paramčtre (hafanan'ny andro, taux d'oxygčne sy humidité, température moteur, pression d'huile, ...) no hi-geren'ilay cal*****ateur an'iny tour moteur iny.