Mba te hanontany ireo zay efa nampiasa lay Solidrano, fitaovana apetaka @ moteur mba hampihena ny consommation carburant hatrany @ 20 ŕ 50%. Isaorana mialoha zay afaka manao témoignage.
Mba te hanontany ireo zay efa nampiasa lay Solidrano, fitaovana apetaka @ moteur mba hampihena ny consommation carburant hatrany @ 20 ŕ 50%. Isaorana mialoha zay afaka manao témoignage.
hi3....ny ahy aloha tsy asiako an'ireny izany e!rehefa tsy ny ingénieur nanao azy no mirecommandé dia tsy mety amiko, izany hoe zavatra adaptation ireny, mahiatra lany be @ireny eo. izy mety ho mahazo tombony ihany fa tsy maintsy misy zavatra mapiomehy ihany @irenymisy ilay superfuelmax taloha ireny izao kely dia kely nefa tsy hitako akory izay effet-ny
Solidrano ve ilay hoe générateur HHO?Ilay hoe atao amin'ny batterie dia avy eo électrolysena ny rano dia alefa amin'ny admission d'air?Raha iny dia tsy mitombina na dia ny anarany fotsiny aza. Voalohany aloha dia tsy rano no solika fa ilay herin'aratra ni-generena an'ilay gaz. Ny rano eto dia vecteur fotsiny fa tsy carburant. Ilay herin'aratra anefa dia avy aiza? Valiny: Avy amin'ny batterien'ny fiaranao ihanyNy charge ny batterie anao dia avy aiza? Valiny: Avy amin'ny moteur anao ihany amin'ny alalan'ny alternateurNy moteur anao dia avy aiza ny angovony? Valiny: Avy amin'ny solika ampiasainao ihanyFehiny: Solika anao ihany no lasa solikanao, nefa ireo rehetra ireo dia tsy 100% ny transformation fa misy foana ny antsoina hoe "perte" ka noho izany, betsaka kokoa ny solika lanin'ilay charge batterie sy ilay generateur de gaz nohon'ny izy alefa directe any amin'ny kodiarana.Ny rano tsy solika izany na raoviana na raoviana satria ny rano dia efa vokatry ny combustion izany hoe zavatra efa nanome angovo, Mitovy tsy misy valaka amin'ny lavenona (cendre) izay efa vokatry ny combustion na gaz carbonique ny rano raha du point de vue énergétique no jerena.Lavenona ve na gaz carbonique mbola hirehitra?
tena tsy matoky an io za, tsy misy fanaporofona siantifika fa ohatry ny mivarotra omby anaty ambiaty fotsiny , raha ny hevitro dia ny enrichissement ny gaz na ny combustion dia tsy voatery mapihena ny conso ny carburant fa mampiakatra puissance fotsiny raha vao tsy misy dispositif hafa manao cal******* electronique ny mélange, ary tsy zavatra tsotsotra izany ,sady raha tsy voakajy tsara koa ny pression anaty moteur dia mety ho zavadoza, fa manaraka izany, tsy mila manao electrolyse rano izany fa be dia be no azo atao raha izay , (ajout de propane , na occigčne avy hatrany ) manatsara ny fandoroana izay carburant tafiditra anaty chambre izany kanefa misy risque be , ny turbo sy ny injection no efa vahaolana matotra hatreto ary ireo dia antaonany maro vao vita ny mise au point fa tsy zavatra mora velively