image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

Salama daholo o!Hoy ny douane hoe "les voitures de plus de 8 ans seront considérées comme ayant 8 ans". Raha ny fazahoko an'io dia zao,hahitsio aho raha diso: 2018 isika zao ka raha alohan 2010 ny fiaranao dia valeur an'io fiara io aty am 2010 no raisin'i SGS.Raha oatra enao zany ka hanafatra Peugeot Partner année 2000 dia valeur ana Peugeot Partner année 2010 no avokany.Ny fanontaniko dia ity: raha oatra le fiara ka tsnisy production intsony taty am 2010 dia inona no valeur raisiny?Oatra oe peugeot 106 zao 2003 ny farany production, année firy zany no raisiny?Misaotra hoan izay hanome fanazavana fanampiny.


Douane Douane >> tonga dia izay fiara an'ilay constructeur ka mitovy segment tamin'iny ka année 2010 no raisinymanome ohatra ianao hoe peugeot 106, dia izay peugeot 107 année 2010 izany no raisinyraha 4L izao no hafaranao, dia Renault Twingo année 2010 no raisinyfa ny question mahaliana dia hoe : raha constructeur tsy mi-existe intsony depuis 2010 moa izany dia ahoana ?