Misy efa nanana traikefa ve ka nangataka fanovana ny valeur omen'ny GasyNet? 2 fois ny valeur ao amin'ny site Douanes Côte d'Ivoire no lazainy fa valeur. Inona no nataonareo?
Misy efa nanana traikefa ve ka nangataka fanovana ny valeur omen'ny GasyNet? 2 fois ny valeur ao amin'ny site Douanes Côte d'Ivoire no lazainy fa valeur. Inona no nataonareo?
Tsisy fika io fa efa nisy madama izay tena nitomany mihintsy fa 206 avy any France nandoavana 49 millions taxes impôts sns... nanao fitarainana fa note de service efa t@ 2008 no navoakan'ny Gasynet hoe rehefa avy any Europe dia tsy maintsy 5500? ny base de cal******* ny fret conteneur 40 pieds nisy an'ilay fiara, dia kajiana arakaraky ny lanjan'ny entana tao anatin'ny conteneur ny fret @ valeur omen'ny gasynet (au prorata du poids hoy ry zalah) nefa ny fret naloha misy facture sy porofo rehetra eto @ 3000? eo
gasikely1>>>>Izay indray aloha dia tsy marina.Ny tenako dia efa in-betsaka nanafatra fiara Express avy tatsy La réunion année 98 = 12 millions FMG407 : 26 millionsTerrano 2 : 42 millionsTerrano 2 court chassis : 36 millionsHonda Jazz : 36 millionsary rehefa jerena @ ilay taratasy valeur avy @ site Cote d'ivoire = mitovy ny fikajiana azy saingy cote d'ivoire tsy mijery taona (-8 ans) dia mora kokoa rha fiara tranainy no jerena ao.
velapandrika Diso tanteraka ianao velapandrika za nahita maso ny déclaration en douane namoahany azy. Dia mba vakio tsara ny resaka fa France fa tsy la Réunion, la Réunion mora dédouanement.Ny valeur FOB mitovy, Fa ny Fret nataony mitovy @ valeur an'ilay fiaraAry mba vakio tsara lay sujet fa RECOURS, izany hoe mangataka fanenana valeur fa tsy taxe ampiharina @ fiara.