Miarahaba daholo.Manana RAV4 2003 essence za,dia ny olana mitambokona lay fiara rehefa mandeha,efa nosoloiko ny bougie 4 fa mbola misy lay ratage ihany,inona no mety mahatonga izany,mety ho pompe essence ve sa inona.Misaotra @ valinteny

esory tsirairay ireo bougie dia relié-o aminy bobine par crayon raha tsy diso aho ny any RAV4 dia ataovy a la masse ilay tęte de bougie dia vérifié-o tsirairay raha mitselatra tsara (bien sur misy olona iray no mi-demarré ilay vam tsy ho velona akory fa mba zavatra entina mijery ilay étincelle oe iza no getraka ???