image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

salam,mba atoroy toerana ahitana radiateur clim ana c4 mba abordable fa mila soloina le iz fa simba, efa nentina teny am davida besarety amboarina fa hoe aza amboarina ozy fa very vola eo ftsn fa soloy mitsy, iz nefa tsy mivarotra, mba atoroy fa efa tena ilaina amle orana s hafanana e


citroen> maninona raha éprouvé-na aloa ilay izy izany hoe: demonté-nao aloa dia asivo pression ( env 1 ŕ 1.5bar maxi) rivotra ilay entrée et sortie ilay condenseur(radiateur clim) jereo tsara fontsiny ny raccord dia ilay joint roa (E-S) dia avy eo hatsomboy ao anatiny tapa barika misy rano ka raha misy fuite dia tonga de tokony hitanao eo ilay fuite.raha izay le cas dia asivo repčre ilay misy ilay fuite dia zavatra roa no mety hitranga naha tonga de le fuite no soudé-na aminy chalumeau avec étaing satria normalement cuivre no ao anatiny ireny radiateur reny fa ny fahitana azy dia toa feuille tôle aluminium izany ilay izy ,ny faharoa decoupé-na ilay misy fuite dia rallongé-na tube cuivre sahala aminy raccordement distributeur rano aminy trano ireny ihany io dia resaka matičre fontsiny .