image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Member
Publications: 10

Za ve ry zareo no tsy normale fa hatramizay nanaovako RS dia mbola tsy tonga hatraminy orgasme izany za. Mila za ny manao an'ilay izy (clito) zay vo tonga, dia indray mandeha ihany za no nanao an'izany teo imasony partenaire sexuel_ako. Ny préliminaire mandeha tsara, mahazo plaisir koa pendant l'acte indrindra refa cunni nefa toa tsy mipoka mintsy. Faut savoir que je me masturbe et de ce côté la il n'y a pas de souci fa rehefa RS ihany vo tratran'izay. Inona no mety ho antony ?


Le problème c'est qu'on est plus ensemble hahaha mais je voulais savoir si c'était moi ou y a un truc mal fait. Merci en tout cas :*


Oe on peut pas avoir un orgasme par le vagin ? Sa inona ? Mety clitoridienne zany


Oui sady ny topic ako otrany hafahafa du coup mety hi attirer olona haha. Fa za zay vao ni publier tato dia je préfère facebook même si il y a bcp de taré là bas. Ato tsy de misosa je trouve. Na mety za tsy mahay mapiasa haha


Mimi kely > le manandrakandrana mintsy ki otrany menatra za. Déjà tamza niakatra teo ambony efa tatara be fa otrany tsy mahay mietsika mdr


Ikalapiso > non za aki tsy miresaka anaty groupe sy ny tariny fa tena bizarre ny olona ao haha fa tiko tenenina oe ya bcp plus de personne any. Fa ato ngamba tsy de accessible amny olona bdb. Si tu veux on peut échanger no pseudo facebook , fake évidemment fa otrany mbola mamenatra raha le tena izy hihi


Mimi kely> fa tsy haiko mintsy oe miakatra mihidina sa ahodina ny hanche hahaha. Oui zay mintsy, Ny sasany @ bandy manko manantena ny ahazo anao fa tsy manoro hevitra akory


Afaka mi-ajouter ahy ve i Andotia? :-) zah sy Ikalapiso efa mpiresaka ihany. Je suis cool. Et je ne suis pas relou comme certains pourraient l'être. :-D Frih Dom ny facebook-ko. :-)


Ny azoko lazaina aloha dia mila explorer-na tsara ny vatana. Rehefa sendra ianao no mitaingina ohatra na a 4 pattes dé karohina tsara ilay ''coin'' isokirany anao ahazoanao fafiny tsara. De aza dia atao antsaina loatra. Tsy atao cérébral loatra oatran manao cal******* zany léizy eh.


Salama, Lehilahy no mamaly, T@ za niaraka t@ olontiako(efa nisaraka izahay noho ny antony manokana avy taminy) Ny azt tsy mety tonga tsara raha vao tsy izy no eo ambony @ ankapobeny, @ lafiny iray koa tiako io position io satria somary elaela vao tonga ny orgasme-ko, Fa tena miankina @ toe-batanao io, misy ny vehivavy tsy voatery tafiditra lalina de tonga ny orgasmen misy milentika tanteraka ny an'ny lehilahy vao tonga ny an'ny vehivavyn tahaka ny anay t@ zany io position io no miara-tonga ny orgasme anay fa tsy tàna izy mihetsiketsika be eo amboniko eo , voatery tapenako @ bouche à bouche @ vavako izy tsy hitabataba , Ny sosokevitro dia fantaro position tahaka ny inona no mety hampiakatra ny filàna, faharetany, inona daholo ny ampiasaina @ caresse hampiakatra azy, Ny ana rehefa itako izy t@ izany fa tsy mety miakatra nefa maika be dia mampiasa ny fomba hi-exité-ko azy za : vava, lela, tanana, Miala tsiny @ zay tsy mahatany fa zaho tsy misy fady @ fampahazoana fahafinaretana fa kosa manaja ny partenaire-ko raha mety aminy na tsy mety aminy ny hataoko aminy de hajaiko @ zany izy, anontaniako izy hoe afaka manao an'izao ve zaho mba hahazoanao fafiny sa ahoan ? de mamaly izy na eny na tsy na aleo aloha @ manaraka, Bon courage de mahita ny mety @ fitiavana sy ny tontolony. De VLP-RLN