image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 8

inona rzalah ntsmampilay ny Renault R21 ftô varoboba be reny amizao !! 3 000 000 Ar eoeo daholo nefa mmbola cava be !?!


Surconsommation indrindra rah mihoatra ny 1.4L ny cylindré. Ny RENAULT @ ankapobeny mihitsy no sarotra tezaina. Sarotiny be ilay fiara raha vao tsy au point ny circuit de charge, de manadala be ka izay no miteraka ilay surchauffe ireny, satria tsy mi-fonctionne tsara ny ventilateur.... Fa izao kosa, rehefa au point ny rehetra, izy indray no fiara anisan'ny performant: rah golf sy peugeot zany, tsy mahaleo azy rah reprise. Donc zany, mila fikarakarana akaiky ny voiture renault. Efa nitaiza R19 carbu izahay taloha, dia novaina 16S izy taty aoriana fa nahafinaritra foana ny fiarahana na de eo aza ny olana madinidinika izay voalaza tery aloha tery.P